-
Vendredi 30 mai 2014 à 00:00:00
Mampivoatra ny fomba fiasan’ny mpitsabo nentim-paharazana ny fandraisan’ny fanjakana andraikitra sy ny fiaraha-miasa misy,
araka ny fanambaran’ny filohan’ny...
-
Vendredi 30 mai 2014 à 00:00:00
Efa eny anivon’ny Omnis, ankehitriny, ny tatitra teknika nataon’ny orinasa TGS Nopec, miandraikitra ny fikarohana savaranonando ny solitany amin’ny fari-dranomasin’i Boeny,...
-
Vendredi 30 mai 2014 à 00:00:00
Nampahafantarina ny besinimaro, ny alarobia teo, ireo nahazo loka tamin’ny « tombola Galana ».
Lasan’i Henintsoa Jonia ny voalohany, tapakila mankany Brezila, hijery...
-
Vendredi 30 mai 2014 à 00:00:00
La filière bâtiment et travaux publics (BTP) a été la plus touchée par les cinq années de crise traversées par le pays.
Ainsi, afin de...
-
Vendredi 30 mai 2014 à 00:00:00
Hanosika araka izay tratrany ny famokarana ara-pambolena sy fiompiana ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery,
araka ny kabariny nandritra ny lanonam-panokafana ny tsenaben’ny...
-
Vendredi 30 mai 2014 à 00:00:00
D’après la loi 2004-030, tous les membres du gouvernement et du parlement ont l’obligation d’effectuer leur déclaration de patrimoine. Suivant le dernier rapport du...
-
Vendredi 30 mai 2014 à 00:00:00
La cérémonie officielle de présentation du parti « Hery vaovao ho an’i Madagasikara » ou HVM s’est déroulé hier, au Carlton à...
-
Vendredi 30 mai 2014 à 00:00:00
Mpanao fanadihadiana sy « fakana am-bavany » ary mandray ny fanambaram-pananana.
Izay ihany no anjara asan’ny Birao mahaleotena miady amin’ny kolikoly (Bianco). Tsy...
-
Vendredi 30 mai 2014 à 00:00:00
Tsy te hiandry fifidianana.
Efa nanangana vondron’ireo parlemantera taloha (CT sy CST ary loholona) ireo parlemantera sasany teto amintsika. Nilaza fa hitondra vahaolana sy hevitra...
-
Vendredi 30 mai 2014 à 00:00:00
Hitondra vahaolana ho an’ireo depiote « tsy manan-kialofana » ny praiminisitra, ny Dr Kolo Roger.
Nizaha ifotony ireo fanamboarana natao tamin’ny trano...