-
Lundi 02 juin 2014 à 00:00:00
Stéphane Lacas. Mpihazakazaka am-bisikileta avy eto Madagasikara.
Izy no nahazo ny “prologue” tamin’ny fiadiana ny “Red Island Ride” eo amin’ny...
-
Lundi 02 juin 2014 à 00:00:00
Tsy tazana tetsy Antsahamanitra ilay toe-tsaina tia mifanampy.
Vitsy dia vitsy ny namaly ny antson’ireo zaza tsy salama.
...
-
Lundi 02 juin 2014 à 00:00:00
28 sy 31 mey ary omaly 1 jona.
Fotoana nifaneraseran’ny mpitendry sy mpankafy mozika jazz. Nitarafana ihany koa ny fivoaran’ny mpanakanto sy ny kanto…Nofaranana omaly ny...
-
Lundi 02 juin 2014 à 00:00:00
Seho roa avy hatrany no niatrehan’i Samöela ny mpankafy azy ny faran’ny herinandro teo tetsy amin’ny AFT Andavamamba.
Ny iray nanana endrika cabaret na alim-pikoranana...
-
Lundi 02 juin 2014 à 00:00:00
Nanao hetsika fitadiavam-bola tetsy Anosizato,
ny asabotsy teo, entina hanampiana ireo ankizy mpirenireny ny tanora Arema Analamanga. Tanjona ny hampidirana ny ankizy voatery miasa tsy...
-
Lundi 02 juin 2014 à 00:00:00
Nambaran’ny filohan’ny Sempama, Raharovohitra Claude,
tetsy Andoharanofotsy ny faran’ny herinandro teo, fa efa nanaiky ny hanome ny karaman’ireo mpampianatra valo,...
-
Lundi 02 juin 2014 à 00:00:00
Manoloana ny firongatry ny andiam-balala aty afovoan-tany, nandray ny fepetra mifanaraka an’izany ny Tahiry iraisam-pirenena miahy ny ara-tsakafo (FAO).
Fantatra fa andiam-balala efatra...
-
Lundi 02 juin 2014 à 00:00:00
Nandray anjara tamin’ny fivorian’ny Fonds pour l’environnement mondial (FEM) tany Cancun, Mexique ny 28 sy 29 mey teo i Madagasikara. Nitarika ny solontena malagasy ny minisitry...
-
Lundi 02 juin 2014 à 00:00:00
Nivory tany Toamasina, ny faran’ny herinandro teo,
ny ao amin’ny minisiteran’ny Varotra sy fanjifàna notarihin’ny minisitra Rafidimanana Narson. Zava-dehibe...
-
Lundi 02 juin 2014 à 00:00:00
"Ho avy ny fifidianana, ka mila miray hina isika.
Marina fa samy manana ny olona safidiany isika, fa aleo hatositsika i Neny. Efa niresaka taminy aho fa tsy dia mazoto izy. Fa raha isika...