-
Jeudi 05 juin 2014 à 00:00:00
Zon’ny mpiasa ny mahazo ny fiahiana ara-tsosialy. Misy tokoa ny mpampiasa manaja izany, izay sady efa mandoa hetram-panjakana rahateo, saingy maro koa ireo minia mikimpy tsy miraharaha,...
-
Jeudi 05 juin 2014 à 00:00:00
Feno roapolo taona ny nametrahan’ny minisiteran’ny Vola sy ny tetibola (MFB) ireo Sampan-draharaham-paritra mikarakara ny karama sy ny fisotroan-dronono (Services régionaux de...
-
Jeudi 05 juin 2014 à 00:00:00
Manana tolotra sahaza ho an’ny mpanjifa mikasika ny kojakoja momba ny trano vita amin’ny aliminioma ny orinasa Alutech.
Mifanandrify amin’izany koa ny fampitaovana ao...
-
Jeudi 05 juin 2014 à 00:00:00
Betsaka ny fiantraikan’ny fiovaovan’ny toetr’andro amin’izao fotoana izao amin’ny Nosy maro maneran-tany. Anio 5 jona,
Andro iraisam-pirenena momba ny...
-
Jeudi 05 juin 2014 à 00:00:00
Nitondra valin-lafatra momba ny fitakian’ireo depiote ny minisi-panjakana Rakotovao Rivo, omaly tao amin’ny RNM.
« Fandaminan-draharaha no natao niaraka amin’ny...
-
Jeudi 05 juin 2014 à 00:00:00
Tena ilaina ary maika sa tsia ny fampihavanam-pirenena?
Maneho ny fijeriny ny mpandrindra ankapobeny ny dinik’ireo mitovitovy fijery ny amin’ny fampihavanam-pirenena sy ny...
-
Jeudi 05 juin 2014 à 00:00:00
Resaka fandriampahalemana, ady tombontsoa, fitsipaham-pitokisana... ? Tompon-trano mihono tanteraka ny vahoaka, raha ny amin’izay nampikaton-trano ny mpikamban’ny governemanta...
-
Jeudi 05 juin 2014 à 00:00:00
Anisan’ny nisongadina tamin’ny filankevitry ny minisitra, omaly, ny nanendrena an’Andriamifidy Jean-Louis ho tale jeneralin’ny Birao mahaelo tena misahana ny ady...
-
Jeudi 05 juin 2014 à 00:00:00
Hatramin’izao, tsy mbola mijoro vondrona parlemantera eny anivon’ny Antenimierampirenena.
Sahirana amin’ny kajikajy politika sy tombontsoa ireo depiote.Tsy toy ny...
-
Mercredi 04 juin 2014 à 00:00:00
Certes, les femmes sont plus présentes dans le domaine de l’artisanat, mais force est aussi de constater qu’elles sont aussi capables d’apporter leur savoir-faire dans...