-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Tsy miala lavitra an’i Madagasikara i Frantsa.
Vao nohamafisin’ny sekreteram-panjakana frantsay misahana ny fampandrosoana sy ny frankofonia, Annick Girardin, taorian’ny...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Ho fanatsarana ny fitantanam-pifidianana,
totoafo ny fiofanana sy fanampiana ny traikefan’ireo mpikambana ao amin’ny Cenit, ao anatin’ilay tetik’asa iraisam-pirenena...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Niditra tamin’ny herinandro fahatelo ny fifanintsanana eo amin’ny hetsika “Afrobasket Tour 2014” nampitondraina ny anarana “Antsika Malagasy”, ny faran’ny...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Tsara fiditra i Alemaina.
Niondrika teo anatrehan’izy ireo mantsy i Portugal teo amin’ny fifanintsanana teo amin’ny sokajy « G » amin’ny Mondial 2014....
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Taranja efa tafaraikitra amin’Ambatondrazaka, hatrany amin’ny andron’Itompokolahy Randriambahiny ny filalaovana baolina lavalava.
Nandimby ny rainy mantsy ny...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Notanterahina omaly tetsy amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny Anosy ny sonia fanomezana ny famatsiam-bola avy amin’ny AFD ka nahazoana 25 tapitrisa euros.
5 tapitrisa...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Hotanterahina ny 3 sy 4 jolay izao eny amin’ny Esplanade Ankatso ny hetsika fampahafantarana bebe kokoa ny tontolon’ny fikarohana sy ny famoronan’asa.
Hanasana...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Raha vao teraka, ampisotroin’ny mpikarakara tambavy na ranon-tsiramamy ny 24%-n’ny zaza, mihinana sakafo mialoha ny fahenimbolany kosa ny 49%.
Tokony hampinonoana avy hatrany...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Nomarihina omaly ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny ankizy aty Afrika. Any Antsohihy ny minisitry ny Mponina sy ny fampiroboroboana ny vehivavy manamarika izany. « Hampitomboina ireo...
-
Mardi 17 juin 2014 à 00:00:00
Tamin’ny asabotsy teo no nahafantarana tetsy amin’ny tranombokim-pirenena Anosy ny fahavitan’ny “Rakibolana” ho an’ny ankizy 8 ka hatramin’ny 10 taona....