-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Sambo iray nisy nanodinkodina tany Soaninerana Ivongo,
izay nahaverezana jirofo sy menaka jirofo amin-taonina. 14 miandahy tratran’ny zandary voatondro ho tompon’antoka...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Noho ny fankalazana ny fetim-pirenena, nanolotra fanenan-tsazy faobe ho an’ireo voafonja ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery, omaly teny amin’ny Lapam-panjakana eny...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Ny sasany variana manao fety mijery afomanga, ny hafa midoroka rongony.
Tratran’ny polisy ny olona 40 be izao teny amin’ny IVO Isotry teo am-pidorohana.Nandritra ny alin’ny...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Anisan’ny sehatra iray ahafahana manatanteraka ny politika ankapoben’ny fitondrana,
araka izay faritan’ny filoha Rajaonarimampianina Hery, ny fanabeazam-pirenena....
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Manaraka ny politika fanomezan-danja hatrany ny vita malagasy ny orinasa Holcim,
mpikambana ao anatin’ny Sendikan’ny indostria eto Madagasikara (Sim). Nampahafantarina bebe kokoa...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Naneho hevitra ny kandidà nirotsa-kofidina ho filohampirenena farany teo, Robinson Jean-Louis, omaly,
mikasika ny vola malagasy. Nambarany àry fa tsy tokony ho izao no fotoana...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Vitsy ! Orinasa misehatra amin’ny solika hany manana ny taratasim-panamarifina iraisam-pirenena ny Galana.
Tsy iray ihany, fa telo no azony, ny OHSAS 18001,azo ny taona 2007, ...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
"Adidy masina ho antsika ny fanajana ny fitokisana sy ny teny nomena ny vahoaka.
Efa ela loatra no nijalian’ny vahoaka. Izany dia noho ny tsy fahamatoran’ny andrimpanjakana...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Arsevekan’Antananarivo, ny Mgr Razanakolona Odon : “Manomana ny fampihavanana izahay. Asa maharitra. Mila zavatra matotra izahay matoa mivory foana…
Any andafy ny...
-
Vendredi 27 juin 2014 à 00:00:00
Nanamarika ny fankalazana ny fetim-pirenena sy ny faha-54 taonan’ny Foloalinday tetsy Mahamasina,
omaly, ny fahabangan-toeran’ireo filoha teo aloha. Maromaro koa ireo mpanao...