-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Ny lehiben’ny faritra Atsinanana,
Talata Michel, no nitarika ny fankalazana ny fetim-pirenena tany an-toerana, ny 26 jona lasa teo. Tao anaty filaminana sy hafaliana ny nanamarihana ny...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Mitady hivadika tailana ny baolina lavalava malagasy. Ratsy fiditra ny Makis de Madagascar nanoloana an’i Zimbaboe satria niondrika tamin’ny isa mavesatra, 57 noho 22. “Efa...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Nanao fanambarana fankasitrahana ireo rehetra niara-nanatontosa ny fanatanterahana ny matso manerana ny Nosy ny eo anivon’ny Foloalindahy.
“Nizotra tamim-pilaminana izany ary...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Hanampy an’i Madagasikara hanatontosa ny fampihavanana i Vatikana. Tontosa ny asabotsy lasa teo ny fihaonana teo amin’ny Papa François sy ny delegasiona mafonja...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Nirefodrefotra ny basy tao Toamasina ny asabotsy lasa teo. Lavo nandritra izany ny lehiben’ny andian-jiolahy iray antsoina hoe Ra-Claude.
Azo sambo-belona kosa ny namany efatra...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Nalaza tato ho ato ny resaka fitsaram-bahoaka.
Maro ny voka-dratsiny satria mety ho olona tsy manan-tsiny no iharan’izany. Lohahevitra iray niaraha-nidinika tamin’ny kaomisera...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Rajaofetra est un nom à ne plus présenter aux mélomanes.
Aujourd’hui, cette famille est en train de fêter ses 100 années d’existence dans le...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Une soirée qui a duré jusqu’à l’aube. La célébration des 50 ans de l’Institut français de Madagascar (IFM) à Analakely a eu lieu...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Les XV Makis de Madagascar se sont inclinés face à la sélection zimbabwéenne lors de leur premier match,
samedi dernier au stade de Mahamasina, dans le cadre de...
-
Lundi 30 juin 2014 à 00:00:00
Le club Ama, PackYellow racing et Red dog ont mis plein la vue aux passionnés de vitesse hier sur le circuit de Total racing kart à Imerintsiatosika (ex circuit SRK) à...