-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Feno roa taona katroka amin’ity taona ity ny niorenan’ny Vox Angeli, tarika mpiangaly mozika klasika.
Tsy handalo fotsiny izany tsingerintaona izany fa homarihina amin’ny...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Nanao ny tatitra mahakasika ny “Can 1A”,
natao teto amintsika ny federasiona malagasin’ny rugby, ary koa nitondra ny fahitany ny faharesen’ny Makis de Madagascar. Hisy...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Anisan’ny lalao manasa-dalana,
hanamarika ity fiadiana ny amboara eran-tany “Mondial 2014” tanterahina any Brezila, ity ny fifanandrinan’ny Les Oranjes-n’i...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
À l’occasion de la Fête Nationale du 26 juin 2014,
des remises de peine ont été accordées aux personnes condamnées. Cela faisant suite aux...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Afin de renforcer la lutte contre la cataracte à Madagascar,
le Lions Sight First Madagascar (LSFM) a fait un don de matériel d’une valeur de 92 millions d’Ariary...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Maro ny fitaovam-pamokarana madinika vita eto an-toerana.
Niara-niombon’antoka ny Foibe mikarakara ny fihariana ara-pambolena (CSA), eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Lanonana ara-pahasalamana roa sosona no notanterahina tao Fandriana, faritra Amoron’i Mania ny faran’ny herinandro teo.
Fandraisana amin’ny fomba ôfisialy ny Centre...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Tsy ny fitovian-jon’ny lahy sy ny vavy ihany no miralenta kendren’ny minisiteran’ny Mponina fa ny miralenta amin’ny ambaratongan’olona samihafa mihitsy.
Nihaona...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Homamiadana mpahazo ny olona ary mahafaty raha tsy voasoroka ny homamiadan’ny tsinaibe. Raha ny fanadihadiana natao tamin’ny mpitsabo manokana momba ity aretina ity,
tsy misy...
-
Mercredi 09 juillet 2014 à 00:00:00
Nahazo fahitalavitra ny oniversite rehetra manerana ny Nosy,
fanomezana avy amin’ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika, Rasoazananera Monique. Natokana ho...