4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Kabarin'ny filohan'ny tetezamita amin'ny tsy filatsahany ho fidiana ho filoham-pirenena - madagascar tribune

Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana, Tompokolahy sy Tompokovavy, Araky ny efa nolazaiko dia manoloana anareo Malagasy Namako no anambarako ny fanapahan-kevitro. Koa amin'ny fo feno fitiavana no iarahabako anareo rehetra isan-tokantrano manerana ny Nosy. Nametraka fitokisana sy fanantenana tamiko ianareo nanomboka tamin'ny taona 2009. Ary izany no nahafahako nitantana ny Firenena Malagasy, amin'ny maha-Filohan'ny Tetezamita ny tenako. Tsapako ny fitiavanao ry Malagasy Namako. Izany no nahatonga (...) - Fanambarana

Partager kabarin'ny filohan'ny tetezamita amin'ny tsy filatsahany ho fidiana ho filoham-pirenena

Commenter kabarin'ny filohan'ny tetezamita amin'ny tsy filatsahany ho fidiana ho filoham-pirenena