4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Hevitra - miverina indray ilay ambodia mitafy hodin-janak'ondry - madagascar tribune

Nilaza azy ho tia tanindrazana, mpiaro ny mpitrongy vao homana (marxiste), mpiaro ny tany madinika (tiers-mondiste) hatrany Atoa Ratsiraka tamin'ny taona 1975. Raha nikabary izy anefa tamin'ny taom-baovao 2001 teny Iavoloha (jereo Madagascar Tribune tamin'ny 13 janoary 2001) dia nibaboka fa tsy sitrapony velively izany. Fisehoana ivelany fotsiny ihany satria efa nosafidian'i Lafirantsa,amin'ny maha-zanaka PADESM azy,izy hitazona ny tombontsoany (i Lafirantsa) taorian'ireny hetsi-bahoaka tamin'ny (...) - Malagasy

Partager hevitra - miverina indray ilay ambodia mitafy hodin-janak'ondry

Commenter hevitra - miverina indray ilay ambodia mitafy hodin-janak'ondry