4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Groupe des experts nationaux - ceni : inona marina no andrasana aminy ? - madagascar tribune

Mba ho rafitra manana fasahina hampanjaka ny fahamarinana eo amin'ny tontolon'ny fifidianana ary hijoro manoloana ny fandikandalana ataon'ireo mpisehatra politika mandray anjara ao anatin'ny fifidianana : avo feo raha misy fandikana lalana (ohatra : niseho tany amin'ny faritra Anosy). Manoloana ny fitsanganan'ny biraon'ny CENI vaovao tamin'ny 02 novembre 2015 lasa teo sy ny fiatrehana ny fifidianana senatorialy amin'ny 29 decembre 2015 izao, izay ho tanterahina eny anivon'ny kaomina miisa 1695,

Partager groupe des experts nationaux - ceni : inona marina no andrasana aminy ?

Commenter groupe des experts nationaux - ceni : inona marina no andrasana aminy ?