4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Ady amin'ny halatra omby sy ny vono olona : basy ve sa lakilasy ? - madagascar tribune

Lasa raharaham-pirenena ny tsy fandriam-pahalemana ankehitriny indrindra fa ny halatra omby sy ny vono olona, saika manerana ny Nosy. Tena loza mihatra anefa ny any amin'ny faritra Atsimon'I MADAGASIKARA , satria efa mahatratra roanjato mahery ny olona maty, 24 ny mpitandro filaminana namoy ny ainy, Tanana roapolo mahery no voadoro may,omby an'anarivony no very,ny tsolotra tsy lazaina intsony. Manoloana ny fitadiavana ny vahaolana hikarohana ny fandriam-pahalemana izay, no (...) - Tribune libre

Partager ady amin'ny halatra omby sy ny vono olona : basy ve sa lakilasy ?

Commenter ady amin'ny halatra omby sy ny vono olona : basy ve sa lakilasy ?