-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
“Tandindomin-doza ny vakoka horonantsary”, hoy ny minisitry ny Asa tanana, ny kolontsaina ary ny vakoka, Randrianarisoa Vaonalaroy, omaly, nandritra ny fanamarihana ny Andro eran-tany...
-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
Vita ny fanavaozana ny lycée Rabemananjara Jacques sy ny CEG Ratsimilalho ao Toamasina izay notokanana ny faran’ny herinandro teo any an-toerana.
« Fanatsarana lehibe sady...
-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
Nanomboka, omaly 27 oktobra hatramin’ny 4 novambra izao, etsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja handball,...
-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
Mpilomano telo mianadahy, roa eo amin’ny vehivavy ary tokana ny eo amin’ny lehilahy,
no hiaro sy hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny tompondaka...
-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
Mba ho fiarovana sy ho fitsinjovana ireo mpifaninana,
hametraka ny paikady “Check point” mandritra ny “Rallye international de Madagascar 2014”, dingana fahadimy...
-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
La 17ème édition de la semaine de la santé de la mère et de l’enfant (SSME) se tient sur tout le territoire national depuis hier jusqu’au 31 octobre...
-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
Maria Helena Semedo, sous-directrice générale de la FAO à Rome,
a déclaré vendredi dernier que les pertes alimentaires et le gaspillage de nourriture pour...
-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
Vakin’ny mpangalatra ny alin’ny alahady teo ny birao foiben’ny fikambanana Hafari Malagasy ao Anosizato-Atsinanana,
vokatry ny an-tandreva nataon’ny mpiambina...
-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy ny olon-dratsy indray izao no atahorana ao Mangily Ifaty ao fa vazaha frantsay iray izay tsy manana asa afa-tsy ny fisotroan-toaka sy ny fanadalana zazavavy kely.
Nambaran’ny...
-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
“Anisan’ny fanamby apetraky ny Jeune chambre international (JCI) ny fanomezana tombony manokana ny tanora,
hitondra fiovana sy fivoarana amin’ny ataony…. Tafiditra...