-
Mercredi 29 octobre 2014 à 00:00:00
Mpianatra iray avy amin’ny Cisco enina mandray anjara amin’ny tetikasa “I’ve met the president” no hivoaka ho mpandresy amin’ny fifaninanana.
Miompana...
-
Mercredi 29 octobre 2014 à 00:00:00
Mitaraina ny tantsaha any amin’ny faritra Alaotra Mangoro, satria tsy mifanaraka amin’ny asa sy ezaka ataon’izy ireo ny vola miditra amin’ny fambolem-bary. Anisan’ny...
-
Mercredi 29 octobre 2014 à 00:00:00
Hanomboka tsy ho ela ny famatsiana menaka mavesatra ho an’ny Jirama sy ny orinasa eto an-dRenivohitra mila izany. Izay no anisan’ny ho vokatry ny drafitra fampandrosoana, izay...
-
Mercredi 29 octobre 2014 à 00:00:00
Vita tamin’ny 25 oktobra teo ny fandorana ammoniac an’ny orinasa Zeren taloha ao Toamasina. Nambaran’ny orinasa Ambatovy izany, omaly,
fa nahavita io asa io ry zareo izay...
-
Mercredi 29 octobre 2014 à 00:00:00
"Samy miaiky rehetra fa ny firosoana amin’ny lalan’ny fampihavanana sy ny fahatanterahan’izany no mitondra ho amin’ny fitoniana sy ny famahana ny olana mitranga misy...
-
Mercredi 29 octobre 2014 à 00:00:00
Manao antso avo, manoloana ny raharaham-pirenena amin’ny alalan’ny taratasy misokatra.
“Mbola tsy tara izao hiantsoanao ireo tena mahay sy vonona hanampy anao. Aza...
-
Mercredi 29 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy ny eto an-toerana ihany. Nanao antso avo ho amin’ny fampihavanam-pirenena ny eo anivon’ny Hery vaovao ho an’i Madagasikara (HVM) any Frantsa,
tamin’ny...
-
Mercredi 29 octobre 2014 à 00:00:00
Tsy vitan’ny nanameloka.
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny Fihaonamben’ny afrikanina miahy ny zon’olombelona (Raddho), omaly. Nametraka fitakina maromaro izy ireo...
-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
Un contrat de partenariat a été officialisé entre Telma et la poste malgache à l’hôtel Colbert à Antaninarenina, hier.
C’est un...
-
Mardi 28 octobre 2014 à 00:00:00
Une délégation d’opérateurs sud-africains a rendu une visite au ministre du Tourisme,
Benjamina Ramanantsoa, hier, à Tsimbazaza. Un bon nombre de...