-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Niraraka indray ny fantsy tao amin’ny fandaharana Tafatafa tao amin’ny KOLO FM 88.8 omaly. Nohitsihitsian’ny Vondrona Antanimena izay nivahiny tao amin’ny fandaharana ny...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
“Mpanakanto faran’izay mahafinaritra sy manintona no hitako aty atsimon’i Madagasikara.
Tsy mbola nahita tahaka izany aho hatramin’izay niainako”. Io no...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Mozika milamina, feo mirindra, tononkira kanto…
Hotanterahina anio manomboka amin’ny 9 ora alina etsy amin’ny Cercle franco-malagasy Anosy ny « Soirée...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Teo amin’ny fanamafisam-peo no naharenesana matetika ny anarana H3R.
Efa lasa tarika mpanentana sy mpanafana lanonana isan-karazany izy ity amin’izao fotoana izao. Ankoatra ny...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Mpanao sary hosodoko irlandey monina ao Londres i Fin Dac.
Fito taona nilomano tao anatin’ny tontolon’ny kanto. Mampiavaka azy ny fanaovana sary amin’ny rindrina...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Mihamahazo vahana ny “festival” eto amintsika.
Nilaza ny minisiteran’ny Kolontsaina fa hanohana ireo “festival” manasongadina ny kolontsaina isam-paritra,...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Efa miandoha ny orana.
Ho raharaha hanamaimbo tanàna indray itony fako miavosa itony raha tsy voaraoka.
Toerana maro eto...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Hizara ny traikefany amin’ny fampiofanana ny mpampianatra, hahita vokatra tsaratsara kokoa amin’ny fampianarana ny mpanabe avy ao amin’ny fikambanan SOS Village d’enfants,...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Nanamafy ny fiaraha-miasa mikasika ny fikarohana ara-teknolojia ambony i Madagasikara sy Afrika Atsimo tamin’ity herinandro ity.
Nihaona tetsy amin’ny minisiteran’ny...
-
Vendredi 31 octobre 2014 à 00:00:00
Taorian’ny fisarihana amin’ny « Coupe Davis 2015 » taranja tenisy, ho an’ny « Groupe II », hidona amin’i Luxembourg indray i Madagasikara. Telo...