-
Lundi 03 novembre 2014 à 00:00:00
Manana solontena roa ny ligin’Analamanga,
eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja handball, sokajy “sénior”. Ny...
-
Lundi 03 novembre 2014 à 00:00:00
Natokan’ny ankohonana hahatsiarovana ireo havana efa nodimandry ny 1 novambra.
Mbola betsaka ireo fianakaviana namangy fasana sy nanatitra voninkazo ny asabotsy teo. Ny sasany aza toy...
-
Lundi 03 novembre 2014 à 00:00:00
Tsara omana ny seho! Tsy iadian-kevitra fa ny tena kanto no nomen’i Njakatiana ny mpankafy ny kanto tonga teny amin’ny Coliseum ny asabotsy teo.
Feno tanteraka ny zavamaneno...
-
Lundi 03 novembre 2014 à 00:00:00
Nosokafana ny 4 oktobra teo ny « Grand Festival de danses Afro-Latino » nokarakarain’ny M2Z Dance tarihin’i Michel Zôzô.
Ny « Giga...
-
Lundi 03 novembre 2014 à 00:00:00
Amin’ny alalan’ny rohy https://youngafricanleaders.state.gov/ no hahafahana manao ny fisoratana anarana.
Toy ny tamin’ny taon-dasa, vatsim-pianarana natokana ho an’ny...
-
Lundi 03 novembre 2014 à 00:00:00
Hafakely! Marina fa notakarina tamin'ny hetsika goavana sy malaza ary efa fanaon'ny firenena maro any ivelany,
saingy norafetina hifanaraka amin'ny filàn'ny tanora eo amin' ny sehatry...
-
Lundi 03 novembre 2014 à 00:00:00
Hatao any Torkia amin’ny taona 2016 ny fivoriambe eran-tany voalohany momba ny asa sosialy. Ny herinandro lasa teo, nisy fivoriana nandraisan’ireo mpanao asa sosialy avy eto...
-
Lundi 03 novembre 2014 à 00:00:00
Mampandroso ! Akora vitsy mpitrandraka, nefa afaka mitondra fampandrosoana ny fikirakirana ny volobe. Karazana volotsangana maniry any amin’ny faritra Boeny, saingy tsy fantatry ny...
-
Lundi 03 novembre 2014 à 00:00:00
Tandindomin-doza ny tohodranon’ny Jirama any Andekaleka.
« Tsy afaka hihodina intsony ity tohodrano ity afaka roa na telo taona vokatry ny fahasimban’ny sahandriaka,...
-
Lundi 03 novembre 2014 à 00:00:00
"Tsy ny fametrahana ny rafitra fotsiny no hanampian’ny manampahaizana manokana alemà antsika,
fa ny fanatanterahana eny ifotony hanafainganana ny tetikasa rehetra miompana...