-
Mardi 04 novembre 2014 à 00:00:00
Vao maraina dia nifandrombahana nifanampiana ny famoahana entana tetsy Ampasika,
vokatry ny fahamaizana trano iray.
Haingana ny firehetana satria...
-
Mardi 04 novembre 2014 à 00:00:00
Hotanterahina manomboka anio ka haharitra telo andro etsy amin’ny Tranombokim-pirenena Ampefiloha
ny atrikasa ho fanetsehana indray ny tantara an-tsary malagasy. Anisan’ny...
-
Mardi 04 novembre 2014 à 00:00:00
Nifarana ny asabotsy lasa teo,
tany Rome, Italia ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany, amin’ny Boxe française savate. Anisan’ny nanana solontena tamin’izany isika,...
-
Mardi 04 novembre 2014 à 00:00:00
Ny faran’ny herinandro teo,
tonga nampahery ireo traboina tany amin’ny fokontany Ambolonaondry, kaominina Matanga, distrikan’i Vangaindrano ny minisitry ny Mponina, ny...
-
Mardi 04 novembre 2014 à 00:00:00
Betsaka ny fikambanana tantanin’ny tanora, amin’izao fotoana izao, manohana ny lafiny sosialy. Nitondra fanampiana ho an’ny fianakaviana manan-janaka tsaboina ao amin’ny...
-
Mardi 04 novembre 2014 à 00:00:00
Amin’izao fotoana,
mikasa ny hanamboatra sy hanatsara ny efitrano fanazarantenany (dojo) ny Judo club St-Michel (JCSM). Raha ny fanazavana, tsy ny efitrano ihany no hokitihina...
-
Mardi 04 novembre 2014 à 00:00:00
Tsy mbola nanova ny firenena hanaovana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika (Can 2015),
ny Kaonfederasiona afrikanina (Caf). Manome fe-potoana hatramin’ity herinandro ity, ho...
-
Mardi 04 novembre 2014 à 00:00:00
Velaran’ala 1.650 ha no trandrahin’ny Tetikasa Ambatovy any Ambatovy sy Analamay.
Ho tambin’izay, ala 4.400 ha no haverina amin’ny laoniny, hamerenana ireo zavamaniry...
-
Mardi 04 novembre 2014 à 00:00:00
Mety hadinon’ny maro fa mbola misy izany Kraoma (Kraomita Malagasy) izany, orinasam-panjakana nanomboka ny taona 1976, mpitrandraka kraoma. Amin’ny maha orinasam-panjakana azy,...
-
Mardi 04 novembre 2014 à 00:00:00
Be loatra ny olana momba ny ady tany any atsimo.
Taorian’Antananarivo, nosafidina ny any atsimo hampahafantarana ny mponina ireo lalàna sy sampandraharaha rehetra mikarakara ny...