-
Vendredi 07 novembre 2014 à 00:00:00
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly ny foibem-piofanana momba ny asa ho an’ny vehivavy tao amin’ny fokontany Ampasy,
distrikan’i Vangaindrano. Fanatanterahana ny...
-
Vendredi 07 novembre 2014 à 00:00:00
Fipoahana hafahafa teny Amboanjobe, ka nahafaty olona iray.
Potika tanteraka ny lohan’izy io. Nirefotra tampoka ny vatobe iray teny amin’ny “carrière”...
-
Vendredi 07 novembre 2014 à 00:00:00
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tetsy amin’ny INSTN Ankatso, ny « Andron’ny nokleary sy ny teknolojia avo lenta momba ny angovo nokleary na atomika ». Nisy...
-
Vendredi 07 novembre 2014 à 00:00:00
Mandray anjara feno amin’ny fampiroboroboana ny fahazoana trano fonenana ny banky BFV-SG amin’ny alalan’ny salon de l’habitat (SIH) atao eny amin’ny zone forello...
-
Vendredi 07 novembre 2014 à 00:00:00
Taorian’ny fifanintsanana isam-bondrona, notanterahina ny talata sy alarobia lasa teo, fantatra avokoa ireo ekipa 16 hiatrika ny dingan’ny ampahavalon-dalana, eo amin’ny fiadiana...
-
Vendredi 07 novembre 2014 à 00:00:00
Tafiditra ao anatin’ny hetsika lehibe misy isan-taona eto amintsika ny “Salon de l’Habitat”,
natokana ho an’ny trano fonenana eny amin’ny zone Forello...
-
Vendredi 07 novembre 2014 à 00:00:00
Namoaka ny tatitra 2014 ny rafitra iraisam-pirenena mametraka ny mangarahara amin’ny fitrandrahana harena ambanin’ny tany indostrialy eto Madagasikara (Eiti).
Ity rafitra ity no...
-
Vendredi 07 novembre 2014 à 00:00:00
Tontosa, ary nampahafantarina omaly ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny orinasa Orange Madagascar sy ny Total Madagasikara. Mikasika ny fahafahana mividy solika, menaka ary izay entana...
-
Vendredi 07 novembre 2014 à 00:00:00
“Miran-dava miaraka amin’i Shell”.
Io no hetsika notanterahin’ny Vivo Energy Madagascar, mpaninjara solika sy menaka vitan’ny Shell eto amintsika, ny 3...
-
Vendredi 07 novembre 2014 à 00:00:00
Anisan’ny kandidà misongadina hofidina filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety Rakotozanany Hervé.
Fanamby napetrany ny hametraka ny fahamarinana eo amin’ny asa....