-
Samedi 08 novembre 2014 à 00:00:00
« La réconciliation nationale ». Tel est le thème de la session de formation à laquelle participera la 10è promotion du programme de formation « Youth...
-
Samedi 08 novembre 2014 à 00:00:00
Manomboka miditra tsikelikely amin’ny vanim-potoana fahavaratra isika. Nilatsaka ny orana teto Antananarivo sy ny manodidina. Araka ny re, nahitana toy izany koa tany amin’ny Faritra....
-
Samedi 08 novembre 2014 à 00:00:00
Namoy ny ainy, omaly maraina, rehefa avy nialana nenina teny amin’ny toeram-pitsaboana any Alatsinainy Bakaro (Andramasina), andro maromaro lasa izay, ny ramatoabe mananika ny 60 taonany,...
-
Samedi 08 novembre 2014 à 00:00:00
Nitokona noho ny tsy nahazoany ny karamany sy ny tambin-karama ary ireo tombontsoa maro tokony ho aisiny ny mpiasan’ny kaominina ambonivohitra Antsirabe, nanomboka ny volana jolay lasa teo....
-
Samedi 08 novembre 2014 à 00:00:00
Médecin de formation et de carrière,
peintre de passion, à 50 ans, Titane Pigny se lance maintenant dans l’écriture. Et la voilà qui présente...
-
Samedi 08 novembre 2014 à 00:00:00
Sambany naneho ny heviny ny ambasadaoron’i Alemaina miasa sy monina eto amintsika. “Raha tsy misy ny antony tsy maha voarohirohy azy amin’ny Raharaha Ravalomanana », inoako...
-
Samedi 08 novembre 2014 à 00:00:00
Niditra mivantana tamin’ny lanonana nentina nankalazana ny tsingerintaona faha-78-ny ny filoha teo aloha,
Ratsiraka, omaly teny amin’ny Fofikri Ilafy. Tsy nivadika tamin’ny...
-
Samedi 08 novembre 2014 à 00:00:00
Tsy manana olana amin’ny tsy fahalanian’ny volavolan-dalàna mikasika ny sata manokana momba an’Antananarivo. “Midika izany fa mihaino ny ambaran’ny vahoaka ny...
-
Samedi 08 novembre 2014 à 00:00:00
Nitondra ny fomba fahitany ny fiainam-pirenena indray omaly ny Sehatra fanaraha-maso ny fiainam-pirenena (Sefafi) ary namela soso-kevitra.
Ny lafin’ny fampihavanam-pirenena no...
-
Samedi 08 novembre 2014 à 00:00:00
Miasa mangina manelanelana amin’ny “Raharaha Ravalomanana” ny minisitry ny Fambolena. “Efa nihaona ny roa tonta momba ity “Raharaha Ravalomanana” ity mba...