-
Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
Tontosa ny asabotsy lasa teo ny andiany fahefatra amin’ilay hetsika « Festisôva ».
Nifandimby an-tsehatra tao amin’ny Tranompokonolona Isotry ireo tarika...
-
Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
Hatramin’izay, nandray anjara tamina sehona mpanakanto hafa foana i Joseph D’Af.
Fantatra kosa izao fa tapa-kevitra ny hisedra sehatra goavana izy. Voalohany hanao fampisehoana...
-
Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
Un nouveau bureau de la Cnaps a été implanté à Talatamaty et est déjà opérationnel depuis la semaine dernière.
Selon les explications...
-
Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
Misokatra ny fiandohan’ny herinandro lasa teo ny birao vaovaon’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiahiana ara-tsosialy (Cnaps) eny Talatamaty.
Tanjona ny hanakaikezana kokoa ny...
-
Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
Mitohy ny ezaka fampiroboroboana ataon’ny Ofisim-pirenena ho an’ny fizahantany (ONTM).
Ankoatra ny fitsidihana any ivelany, hisy mpanao gazety vahiny avy amin’ny firenena...
-
Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
Manaitra ny sain’ny rehetra ny sekretera jeneralin’ny Vondron’ny mpandalina sy mpikaroka mikasika ny varika (Gerp),
Ratsimbazafy Jonah. Nambarany fa miverina mirongatrta...
-
Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
Dahalo miisa telo no indray saron’ny polisy, ny herinandro teo tao amin’ny fokontany Mahavatse II Toliara. Basim-borona iray no tratra tany amin’izy ireo. Araka ny...
-
Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
Io indray!
Velon-taraina ireo mponina niharam-boina vokatry ny haintrano nahatsiravina tao Fetraomby Brickaville fa nisy nanodina ireo fanampiana ho an’ireo olona traboina. Araka ny...
-
Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
Kely ny elanelam-bato.
Hiatrika ny fihodianana faharoa amin’ny fifidianana ny ho filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety (OJM) Rakotonirina Gérard sy Ralambomahay Tahiry,...
-
Lundi 10 novembre 2014 à 00:00:00
Azo lazaina ho fahombiazana ny sedra voalohan’ny “hira madinika” tetsy amin’ny sehatr’Antsonjombe na ny Coliseum,
omaly, na teo aza ny masoandro migaina,...