-
Mardi 11 novembre 2014 à 00:00:00
Le service de rééducation fonctionnelle de l’HJRA enregistre quatre nouveaux cas d’infirmité motrice d’origine cérébrale (IMC) par semaine....
-
Mardi 11 novembre 2014 à 00:00:00
Le Programme alimentaire mondial des Nations unies (Pam)
à Madagascar poursuit son assistance aux communautés face à l’insécurité alimentaire...
-
Mardi 11 novembre 2014 à 00:00:00
15 étudiants réunionnais de Saint-Paul ont séjourné durant le mois d’octobre dans la région Itasy. Ils ont participé à une étude sur...
-
Mardi 11 novembre 2014 à 00:00:00
Na nilaza aza ireo mpikambana ao amin’ny vaomiera mpikarakara fifidianana fa tsy azo ihodivirana ny voka-pifidianana nambaran’izy ireo dia nihemotra tamin’ny fanapahan-keviny....
-
Mardi 11 novembre 2014 à 00:00:00
Tapaka izany fa hametrahana fepetra manokana ireo manam-pahefana
toy ny minisitra sy depiote eny anivon’ireo seranam-piaramanidina rehetra eto Madagasikara. «Tsy handalo fisavana...
-
Mardi 11 novembre 2014 à 00:00:00
Roa lahy nanao taingin-droa tamin’ny moto no nifanenjehan'ny polisin’ny Bazary Kely tao Mangarivotra Toamasina,
ny herinandro lasa teo iny. Navelan’ireo olon-dratsy ny...
-
Mardi 11 novembre 2014 à 00:00:00
Isan’ny raharaha nahasarika ny mason’ny mpanara-baovao ny fifidianana ny mpikambana ao anatin’ny Holafitry ny mpanao gazety. Nisafotofoto, tsy araka ny nanampoizana azy, ny...
-
Mardi 11 novembre 2014 à 00:00:00
Manohy ny asa sosialy ataony fa tsy vitan’ny hoe mpanao lalàna. Nanohana amin’ny fampidirana an-tsekoly ireo ankizy tsy mbola nianatra tao amin’ny zanabohitra 67 ha,...
-
Mardi 11 novembre 2014 à 00:00:00
Fiara Mazda mpitatitr’olona avy any Tsiroanomandidy hiakatra eto Antananarivo no nivadika tao Ambatomirahavavy ny alahady hariva teo.
Tsy nisy aloha ny aina nafoy fa mpandeha miisa...
-
Mardi 11 novembre 2014 à 00:00:00
Jirofo 129 lasaka no nisy nangalatra tao amin’ny trano fitahirizana iray ao Mangarano ny alin’ny 4 novambra tokony ho tamin’ny 9 ora. Mpiambina roa lahy no nofatoran’izy...