-
Mercredi 14 décembre 2011 à 00:00:00
MADAGASCAR - Plus de cent morts dans des heurts entre ...Courrier InternationalDes affrontements d'une violence rare ont fait une centaine de morts ces derniers jours dans le sud de Madagascar...
-
Vendredi 14 septembre 2012 à 00:00:00
Mandry tsy lavo loha ankehitriny ireo mponina manana omby any ambanivohitra. Dahalo mitana basim-borona miisa efatra no niditra ny tanànan’Andilamena, ny Alarobia 11 septambra...
-
Vendredi 14 septembre 2012 à 00:00:00
Loza mahatsiravina no nitranga tetsy amin’ny 67ha, omaly tolakandro. Zazalahikely, manodidina ny 3 taona eo no maty tsy trà-drano, nofaohin’ny fiara 4x4. Mafy dia mafy ny...
-
Vendredi 14 septembre 2012 à 00:00:00
Mihamaro ireo tsaiky kely, 13 ka hatramin’ny 15 taona, efa miroso sy mirona tanteraka amin’ny asa fivarotan-tena any Toliara. Tsy miafina intsony izy ireo tato ho ato izay,...
-
Vendredi 14 septembre 2012 à 00:00:00
Raha ny fanjakana foibe no nanome toky fa hanao ny kianja Rasolonjatovo Augustin Ambatondrazaka, efatra taona lasa izay, dia mbola tsy tanteraka izany ankehitriny. Tapa-kevitra ny tao amin’ny...
-
Vendredi 14 septembre 2012 à 00:00:00
Tsy vaovao amin’ny sofina intsony amin’izao ny mandre an-gazety sy amin’ny haino aman-jery samihafa ankehitriny, fa mahazo vahana ny fanolanana. Afakomaly dia namboraka ny...
-
Vendredi 14 septembre 2012 à 00:00:00
Un geste plein d’audace, à lui tout seul, un individu a pu emporter trois millions d’ariary, hier en plein jour, à Mandrosoa Faravohitra. La cible, un magasin où il...
-
Vendredi 14 septembre 2012 à 00:00:00
Tamin’ny fotoana nahatongavan’ny miaramila, efa nisy fanafihana nataon’ny dahalo tokony ho 4 km andrefan’ny Tanàna. Tsy nahomby anefa izany
Omaly maraina tokony ho tany...
-
Vendredi 14 septembre 2012 à 00:00:00
Natolotra ny fampanoavana tao Antsiranana ny olona roa voarohirohy ho nanafika toa amin’ny toeram-pipetrahan’ny mpizaika katôlika sasany, ny marimarina kokoa tao...
-
Vendredi 14 septembre 2012 à 00:00:00
Le sommet national féminin 2012 entre dans la phase des demi-finales ce jour, au Stade de Mahamasina. Les deux équipes finalistes de cette édition seront alors désormais connues...