-
Vendredi 16 novembre 2012 à 00:00:00
Tsikaritra eny amin’ny fitoeran’afisin’ny biraon’ny mpitandro ny filaminana ny fitombon’ny sarin’ireo olona karohina. Ny ankamaroan’izy ireo dia...
-
Vendredi 16 novembre 2012 à 00:00:00
Ny alin’ny alarobia hifoha ny alakamisy, tonga nanafika tao amin’ny tanàna antsoina hoe Alarobia Bemaha ao amin’ny kaominina Mahazina disitirikan’i Betafo ny dahalo miisa...
-
Vendredi 16 novembre 2012 à 00:00:00
Nisehoana halatra omby narahina vono olona indray tany amin’ny distrikan’i Toliara II, faritra Atsimo-Andrefana, ny 14 novambra teo, tokony ho tamin’ny 5 ora sy sasany...
-
Vendredi 16 novembre 2012 à 00:00:00
Ny sasany mitoraka, ny hafa kosa mikapoka ny vatan’ny fiara.
Nisy asan-jiolahy niseho teo anelanelan’ny tanànan’Ilampy sy tao Ambohimanga, fokontany Ambohidray, izay samy ao...
-
Vendredi 16 novembre 2012 à 00:00:00
Les étudiants grévistes de l’université d’Antsiranana, pas du tout satisfaits de la réponse des responsables, ont incendié, mercredi, une voiture R9 qu’ils ont trouvée devant...
-
Vendredi 16 novembre 2012 à 00:00:00
Misesy ny fitoriana mpitandrina tato ho ato. Ny marimarina kokoa, tamin’ity herinandro ity dia efa pasitera roa izay no nohenoina tetsy Anosy noho ny...fanolanana.
Niakatra...
-
Vendredi 16 novembre 2012 à 00:00:00
Nisy ny torabato madinidinika nanehoan’ireo mpivarotra ny tsy fahafaliany
Omaly maraina, nidina teny amin’ny faritry tsenan’Andravoahangy ny pôlisy kominaly nanala ireo mpivarotra...
-
Vendredi 16 novembre 2012 à 00:00:00
Olombelo Ricky en concert au Dôme RTA. « Fa ny amintsika anie dia ho iray tsy ho rava ». Tel est le thème du concert qu’Olombelo Ricky va faire, le 1er décembre au Dôme RTA à partir...
-
Vendredi 16 novembre 2012 à 00:00:00
Raketaka ou Razanakinimanjaka est la fille du Roi Radama Ier et de la Reine Rasalimo. Elle est née en 1824. Elle est le deuxième enfant issu de l’union des Souverains de...
-
Vendredi 16 novembre 2012 à 00:00:00
# Iraimbilanja au Piment Café
Prendre la retraite ? Une idée à laquelle Niry et ses frères n’ont encore jamais songé jusqu’à présent. « Viendra probablement le moment mais ce...