-
Lundi 03 décembre 2012 à 00:00:00
"Ny olan'ity Firenena ity dia tsy sanatria tsy fahaizana, na tsy fahalalana na tsy fahampiana fa vokatry ny fomba sy ny toe-tsaina enti-mitantana ny volam-bahoaka", hoy ny tale...
-
Lundi 03 décembre 2012 à 00:00:00
Mbola adihevitra eo amin’ny tontolo politika ny hoe: tsy Ravalomanana tsy Rajoelina amin’ny fifidianana. "Aleo samy hirotsaka avokoa", hoy ny Filoha teo aloha,...
-
Lundi 03 décembre 2012 à 00:00:00
Vehivavy iray tokony ho eo amin’ny 50 taona eo ho eo no fantatra fa maty teny amin’ny faritr’i Tanjombato. Raha ny fahitana ny razana dia feno ratra ny tarehiny ary teny...
-
Lundi 03 décembre 2012 à 00:00:00
Mirongatra ny asan-dahalo sy ny asan-jiolahy mitam-basy noho ny fivezivezen’ny fitaovam-piadiana mahery vaika eto amintsika. Ny zoma teo dia basy miisa 76, bala 1 039 (iray gony)...
-
Lundi 03 décembre 2012 à 00:00:00
Nisy fanafihan’jiolahy niseho teny Ambatomirahavavy tamin’ny alin’ny zoma teo tokony ho tany amin’ny 10 ora sy sasany alina tany. Fivarotana io norobain’ny...
-
Lundi 03 décembre 2012 à 00:00:00
Nandriaka indray ny rà tao an-tampon-tananan’i Toliara ny sabotsy teo, tokony ho tamin’ny roa ora naraina. Vokatry ny lozam-pifamoivoizana dia olona efatra no indray namoy ny ainy ary...
-
Lundi 03 décembre 2012 à 00:00:00
Nisehoana haitrano namoizana ain’olona niseho teny Andraombokely Ivato tamin’ny zoma efa hariva. Zaza kely vao roa volana no fantatra fa maty main’ny afo. Nisy zaza iray...
-
Lundi 03 décembre 2012 à 00:00:00
Plus qu’un casse-tête, le banditisme en milieu urbain constitue un frein au développement. Germain Ratsirombahina, nouveau commissaire central d’Antananarivo a ses mots à...
-
Lundi 03 décembre 2012 à 00:00:00
Tamin’ny zoma lasa teo, mpanao sinto-mahery sy mpangarom-paosy no voasambotry ny polisy teny amin’ny faritra Analakely sy ny manodidina. Mpitandro filaminana nanao fisafoana...
-
Lundi 03 décembre 2012 à 00:00:00
C’est sur un score de 2 buts à 1 que l’équipe championne de Madagascar, l’AS Adema Ivato a remporté la Super Coupe, hier, au Stade de Mahamasina face au TCO de...