-
Vendredi 21 décembre 2012 à 00:00:00
A quelques jours des festivités de fin d’année, les opinions restent toujours convergées autour de la problématique des embouteillages monstres,...
-
Vendredi 21 décembre 2012 à 00:00:00
«Mandritra izao fety izao, nampitomboina ny isan’ny polisy miasa mandamina ny fifamoivoizana eto an-drenivohitra», hoy ny lehiben’ny kaomisaria eto an-drenivohitra,...
-
Vendredi 21 décembre 2012 à 00:00:00
Teny ambony môtô no nendahin’ny jiolahy ity polisy iray, inspektera, afakomaly hariva, tamin’ny 7 ora sy sasany, teny Isotry Vassacos. Tsy lavitra ny tetezana...
-
Vendredi 21 décembre 2012 à 00:00:00
Raim-pianakaviana iray 52 taona no hita faty tao anaty tsikafona eny Marais Masay, omaly vao maraina tamin’ny 6 ora sy 30 mn. Andeha hiasa vao maraina izy, kanjo nihetsika tampoka ny...
-
Vendredi 21 décembre 2012 à 00:00:00
Mifarana ny telo volana amin’ny taom-pianarana 2012-2013 ary efa nahatontosa ny fanadinana avokoa ny ambaratonga rehetra ao amin’ny Epp Analamahitsy Cité. Omaly koa no...
-
Vendredi 21 décembre 2012 à 00:00:00
Hifanotofana etsy Mahamasina ao anatin’ny hetsika Grande Braderie de Madagascar (Gbm) sy « Bazar de Noël». Misongadina anefa ny tsena ahitana ireo sakafo, indrindra fa...
-
Vendredi 21 décembre 2012 à 00:00:00
Lalatiana - Le remake !
Mercredi soir, la salle du « Piment Café » de Behoririka n’a pu contenir les fans, venus nombreux pour le cabaret de Lalatiana. Ceux qui...
-
Vendredi 21 décembre 2012 à 00:00:00
Adiny telo hankafizana ny ba gasy sy tendry gasy amin’ny tena «piano à queue». «Rindran-kalon’Imerina», fampisehoana an-tsehatra hotontosaina etsy...
-
Vendredi 21 décembre 2012 à 00:00:00
“Ho an’ireo tsy mbola afa-po, ho an’ireo te ho avy fa tsy afaka, any amin’ny CCI Ivato isika mihaona indray, ny zoma izao”, hoy i Lalatiana, nandritra ny...
-
Vendredi 21 décembre 2012 à 00:00:00
« Raha fampivoarana ny hiragasy no tanjona tany am-boalohany, nanokafana ny Kianjan’ny Kanto ao Mahamasina, dia misokatra amin’ ny kolontsaina rehetra izany ankehitriny,...