-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Fotoana ifanolorana fanomezana ny Krismasy toy izao. Na ireo mpinamana mpiara-mianatra na ireo mpiara-mivavaka sy mpiara-miasa dia zatra mifanolotra zavatra kely hanamarihana ny...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Mbola mampisongadina ny fetin’ny Krismasy ny fanaovana akanjo vaovao. Akanjo fohifohy, somary manara-batana ary maivamaivana kanefa vita amin’ny lamba mihaja izao no...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Tomefy olona hatrany ny tsena rehetra izay aleha. Ireo tsena ahitana fihenam-bidy anefa no tena ifanotofan’ny olona. Manararaotra ity faran’ny herinandro tsy hiasana ity rahateo...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Efa manaraka ny hetsika any amin’ny firenena mandroso ny fanamarihana ny fetin’ny Noely sy ny taom-baovao eto amintsika. Mifanolotra fanomezana, mizara sôkôla ho...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Sambany no hampiantrano fiadiana ny ho tompondaka eran-tany i Madagasikara. Fantatra mantsy fa hotontosaina eto Antananarivo, ny 28 ka hatramin’ny 31 marsa 2013, ny “Mondial des...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Tsy niova fa mbola voatazon’ilay ivoarianina, Yaya Touré, ihany ny mpilalao mendrika 2012, ho an’i Afrika. Mpilalaon’ny Manchester City ny lehilahy ary 29 taona...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Toy ny fanaony isan-taona, hanolotra ny Antsa Noely 2012 ny antoko mpihira Orimbato avy ao amin’ny Fjkm Tranovato Ambatonakanga, rahampitso manomboka amin’ny 4 ora...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Taorian’ny lanonana fanokafana, ny talata 11 desambra lasa teo, hisokatra ho an’ny besinimaro indray ny Coliseum Antsonjombe, ny alahady 23 desambra izao.
Amin’izao...
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Amin’ny 27 desambra izao no hivoaka amin’ny fomba ofisialy ny Vcd andiany fahatelon’ilay horonantsarimihetsika mandeha amin’ ny Tvm, « Ditra manadala »....
-
Samedi 22 décembre 2012 à 00:00:00
Anisan’ny voalohany nanome jery todika ny zava-bita hatramin’ny nitantanany ny minisiteran’ny jono sy ny harena anaty rano sahady ny minisitra Manoriky Sylvain. Tanteraka ny...