-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Nanao varavarana misokatra ho fampahafantarana ny fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny olomasin’ny andro farany ny mpiandraikitra ny tsatoka Manakambahiny izay ahitana paroasy...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Mila ho tsy misy azo andehanana intsony eny Analakely, Soarano ary Behoririka iny. Rakotry ny mpivarotra ny arabe, tapaka ny lalana, mitohana ny fiara. Mirongatra noho izany ny haro-paosy sy...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Niaiky ny mpitandro filaminana fa niakatra ny tahan’ny asan-jiolahy eto an-drenivohitra sy ny manodidina, hatramin’ny niatombohan’ny volana desambra noho nankaty. Efa ho...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Notokanan’ny Praiminisitra lefitra miadidy ny fanajariana ny tany sy ny fampandrosoana (Vpatd), Hajo Andrianainarivelo, ny asabotsy teo ny tsena ao amin’ny kaominina Alakamisy...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Taorian’i Nosy Be, nihazo an’Antsiranana ny delegasion’ny Orange Madagascar, tarihin’ny tale jeneraliny, Jean Michel Barré. Ao anatin’ ny « Roadshow...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Maizina ! Tsy hita soritra mihitsy ny tandindon’ny ho avy, raha ny lasa, izany hoe ny taona 2012 no jerena eo amin’ny sehatra ara-toekarena. Fanaon’ny manampahaizana ny...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
"Ny fodian’i Dada no mahamaika antsika", hoy ny Me Hanitra Razafimanantsoa tamin’ireo mpomba ny Filoha teo aloha teny amin’ny Magro, Behoririka, afakomaly. Ny...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
Naverin’ny Filohan’ny tetezamita, Andry Nirina Rajoelina, teny Antsonjombe indray, fa efa fantany ny fanapahan-keviny ny amin’ ny firotsahana hofidina na tsia amin’ny...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00
« Raha tiana hivaha ny krizy dia miverena amin’Andriamanitra, mibebaha, manetre tena,(…). Ary aza mamita-tena mandrefy ny fahotan’ny hafa ». Izany no...
-
Lundi 24 décembre 2012 à 00:00:00