-
Vendredi 28 décembre 2012 à 00:00:00
Tao anatin’ny herintaona, tsy nitsahatra nanatontosa hetsika ho fanamarihana ny faha-110 taonany ny Akademia Malagasy. Omaly no nanakatonana izany teny amin’ny foibeny eny...
-
Vendredi 28 décembre 2012 à 00:00:00
Na tsy niara-niaina taminy aza, maro ireo mahafantatra ny sanganasan’i Justin Rajoro. Anisan’ireny ny « Ilay takariva kely », « Miesora moa », « Ny...
-
Vendredi 28 décembre 2012 à 00:00:00
Teo ho eo ihany ny vokatra ho an’ny Federasiona malagasin’ny taranja tsipy kanetibe (Fmp), raha ity taona 2012 ity no lazaina. Nahery an-tanàna ny ekipa malagasy.
Ny...
-
Vendredi 28 décembre 2012 à 00:00:00
Federasiona iray tsy nisy vokatra mihitsy, tamin’ity taona 2012 ity, ny an’ny baolina kitra. Ny nampisongadina azy dia ny fanasaziana. Raha io tranga io no lazaina dia izy no...
-
Vendredi 28 décembre 2012 à 00:00:00
Feno 55 taona ny Epp ao amin’ny fokontany Fiadanana, kaominina Antsirabe I, ary efa nosokafana ny fankalazana. Mandritra ny taona 2013 iray manontolo ny fanatanterahana ny hetsika...
-
Vendredi 28 décembre 2012 à 00:00:00
Araka ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra ny fiandohan’ny volana desambra lasa teo, ny Dokotera Rasolofonirina Jeanne Raymonde indray no voatendry ho talem-paritry ny...
-
Vendredi 28 décembre 2012 à 00:00:00
2009-2012, efa-taona katroka amin’ny taona vao hitsidika io ny krizy politika eto amintsika. Niteraka voka-dratsy betsaka ny zava-misy fa ny ankizy no nitondra faisana indrindra teo...
-
Vendredi 28 décembre 2012 à 00:00:00
Jirama : fatiantoka 12 miliara Ar isam-bolana !
Olana iray tsy mety voavaha, hatramin’izao, ny momba ny Jirama ary nandritra ny taona mihitsy izany. 12 miliara isam-bolana ny...
-
Vendredi 28 décembre 2012 à 00:00:00
Vita ny tetezan’i Mandrare vaovao amin’ny lalam-pirenena faha-13, distrikan’Amboasary, Faritra Anosy. Famatsiam-bola avy amin’ny Banky iraisam-pirenena, nanomboka...
-
Vendredi 28 décembre 2012 à 00:00:00
Ao anatin’ny faha-40 taonany. Nampahatsiahy ny ampahany amin’ny lalana nolalovany ny Mfm. « Namaky lay sy nitarika ny fanalalahana izahay », hoy Raveloson Constant....