-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
« Dimby mampita ». Io no lohatenin’ny fanehoana an-tsehatra ireo hiran’i Justin Rajoro, nataon’ny taranany sy ny Nada Miangola, tetsy amin’ny Cc Esca ny...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Tsy mbola nisy tahaka ity ! Ao amin’ny Le Glacier Analakely ny tarika Vaiavy Chila no hamarana ny taona 2012, anio. Hampitsinjaka kawitry ireo mpankafy azy ny tenany, manomboka...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Fotoana hihazakazahan’ireo karazana fikambanana mivelombelona etsy sy eroa hanaovana asa soa ny Krismasy sy faran’ny taona tahaka izao. Voafonja, mahantra, manan-kilema,...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Tovolahy iray any Bongolava no lasa adala tampoka noho ny fahadisoam-panantenana lalina nahazo azy vokatry ny finoany tanteraka fa tena ho tapitra ny 21 desambra teo ny faran’izao...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Fotoan’ny hanimpitoloha ny faran’ny taona. Manomboka ny tontolo andro mandra-marain’ny andro ny fety ary mitohy ny taom-baovao mihitsy aza izany. Mila mitandrina anefa...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Sahirana amin’ny famatsiana labiera Thb ny any Atsimo atsinanana amin’izao faran’ny taona izao. Tena mahatsiaro voadona mafy amin’izany ny any Vangaindrano....
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Mitombo isa hatrany ireo mpivarotra amoron-dalana
Vao mainka mibaribary tamin’ity taona 2012 mifarana ity ny fitombon’ny isan’ny mpivarotra amoron-dalana, mpivarotra...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Afaka 17 taona, amin’ny 2030 izany, tsaratsara kokoa no ho ny amin’izao fotoana izao ny endriky ny toekarena eran-tany, araka ny tatitra navoakan’ny Filankevitra iray any...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Araka ny tatitra nataon’ny mpanolotsain’ny Tokobe Telo, Esoakele dit Berra, tamin’ny mpanao gazety, misy misandoka ho mpitarika ity fikambanan-drazana ity,...
-
Lundi 31 décembre 2012 à 00:00:00
Niova tsy toy ny nahazatra sy/na paikady ? Hafatra an-taratasy fohy, avy amin’ny Filoha teo aloha Ravalomanana no novakiana tao amin’ny Magro Behoririka, afakomaly fa tsy...