-
Mercredi 02 janvier 2013 à 00:00:00
Mihaodihaody an’i Madagasikara ny rivodoza. Nahafeno fepetra omaly tolakandro ilay faritra andro ratsy tao amin’ny Ranomasimbe Indiana ka nomena ny anarana “Dumile”....
-
Mercredi 02 janvier 2013 à 00:00:00
Masoivoho amerikanina
Zava-dehibe ho an’ny tanora mpianatra ny fitsidihana sy fifaneraserana amin’ny karazan’olona amin’ny sehatra samihafa. Mpianatra miisa 30 sy...
-
Mercredi 02 janvier 2013 à 00:00:00
Manomboka mizara ny tetiandro mirakitra ny andro sy ny volana manamarika ireo fotoana iasana sy tsy iasana, amin’ity taona ity, ireo orinasa sy fiangonana na olon-tsotra...
-
Mercredi 02 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny volana manahirana indrindra ny ankamaroan’ny tokantrano malagasy ny volana janoary. Matetika, midi-trosa mihitsy ny sasany vao tapitra ny volana. Fotoan’ny adidy...
-
Mercredi 02 janvier 2013 à 00:00:00
Tontosa, ny alahady 30 desambra 2012 teo teny amin’ ny Ans Ampefiloha, ny fiadiana ny andiany faha-27 amin’ny fifaninanana triathlon eto Madagasikara. Hetsika...
-
Mercredi 02 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy mbola nandiso fanantenana ny Malagasy, tato ho ato, ny taranja kick-boxing. Namirapiratra taty Afrika i Madagasikara tamin’iny taona 2012 iny. Nahazo ny laharana fahatelo...
-
Mercredi 02 janvier 2013 à 00:00:00
Rajoelina en Israël : Le président de la Transition, Andry Rajoelina, et sa famille se sont envolés dans la soirée de lundi dernier pour Israël, afin d'y...
-
Mercredi 02 janvier 2013 à 00:00:00
Cette année, avec le secteur minier, Madagascar espère accroître son taux de croissance économique. En effet, ce secteur est d’une grande opportunité...
-
Mercredi 02 janvier 2013 à 00:00:00
Tafaverina, ny 29 desambra teo, ireo delegasiona nankany Sina nijery ireo fiara hamahana ny olana mahakasika ny fitaterana eto an-drenivohitra. Nozahana tamin’izany ireo orinasa...
-
Mercredi 02 janvier 2013 à 00:00:00
Nanamarika ny faramparan’ny taona 2012 teo ilay raharaha fikasana hanongam-panjakana. Nanakoako ny filazana fa nisy jeneraly, tafiditra anatin’izany. Taorian’ny...