-
Jeudi 03 janvier 2013 à 00:00:00
A quelques mois de la présidentielle, la commission électorale nationale indépendante pour la Transition (Cenit) a dressé le bilan du recensement effectué...
-
Jeudi 03 janvier 2013 à 00:00:00
Dahalo sivy lahy nirongo basy no nanakorontana ny fetin’ny faran’ny taona 2012, tao amin’ny kaominina Ambatomifanongoa Ambatofinandrahana.
Tonga nanafika sy...
-
Jeudi 03 janvier 2013 à 00:00:00
Nampihoron-koditra ! Tsatoka antsy teo amin’ny tendany sy ny tratrany no nahafaty ny tovovavy mpianatry ny Anjerimanontolo, teny Antsahamamy, ny alin’ny 11 desambra teo. Ny...
-
Jeudi 03 janvier 2013 à 00:00:00
Omaly tamin’ny 3 ora tolakandro, tany amin’ny 575 km atsinanan’ny morontsiraka atsinanan’ny Nosy no nisy ny foiben’ilay rivodoza «Dumile».
Tsy...
-
Jeudi 03 janvier 2013 à 00:00:00
Fotodrafitrasa maro no vita sy notokanana any amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, ny 28 desambra teo. Nitarika ny fotoana ny Praiminisitra lefitra miadidy ny fanajariana ny tany sy ny...
-
Jeudi 03 janvier 2013 à 00:00:00
Anio no hanainga hihazo an’i Namibia, hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra atsimon’i Afrika, sokajy zandriny, ny ekipam-pirenena malagasin’ny taranja...
-
Jeudi 03 janvier 2013 à 00:00:00
-La société Artica victime d’un vol. La société Artica, sise à Ankadilàlana Ambohibao et appartenant à un ressortissant français,...
-
Jeudi 03 janvier 2013 à 00:00:00
Mafy ho an’ny mpifoka sigara ny faran’ny taona 2012 sy ny fiandohan’ny 2013. Nanomboka ny faran’ny herinandron’ny faran’ny taona, nisondrotra 50% be izao...
-
Jeudi 03 janvier 2013 à 00:00:00
Nanomboka ny taona 2000, ankoatra ireo vokatra fototra fanondrana avy amin’ny fambolena, nahazo vahana tamin’ny toekarena afrikanina ny firoboroboan’ny fifandraisan-davitra...
-
Jeudi 03 janvier 2013 à 00:00:00
PRINCETON – En construisant l'union monétaire européenne, les dirigeants politiques n'ont pas envisagé toutes ses conséquences, ce qui a conduit à des...