-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Io indray ry kely maso ! Vehivavy mitondra vohoka no niharan’ny herisetra nataona teratasy sinoa iray any Mananara Avaratra, ny 1 janoary teo. Araka ny fitarainan’ny...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Mirongatra izaitsizy ny fanafihana mitam-piadiana mahery vaika ao amin’ny Faritra Vakinankaratra tato ho ato.
Vehivavy iray no voatifitra teo amin’ny tendany, ny zoma hariva...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Loza ! Vaovao ratsy sahady no mitranga, amin’izao taona vaovao izao. Fantatra fa mandripaka ny foto-kazo papay sy ny voanio koa ny bibikely antsoina hoe “aleurode” any...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Traité de tous les noms, suivant le cas, depuis plus d’une décennie, le Pasteur Christian Dieudonné Mailhol, président fondateur de l’association...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Ankizilahikely 12 sy 14 taona no nilatsahan’ny varatra tany Ambohibary Ankazobe, ny asabotsy hariva teo nandritra iny orambe iny. Vokany, maty tsy tra-drano ny iray ; ny iray kosa,...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Io fa mipoitra indray ! Manomboka miverina mandravarava Remenabila sy ny namany any amin’ny faritra atsimo.
Fantatra àry izao fa dahalo 200 lahy nirongo...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Sambasamba ! Mba tsy nisy ny olona maty nandritra ny fankalazana ny fetin’ny faran’ny taona teo tany Toamasina. Nahatratra 219 ireo naiditra tao amin’ny Hopitalibe....
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Hifarana, rahafakampitso alarobia 9 janoary izao, ny fe-potoana fanaterana ny antontan-taratasy fanavaozana ny fijoroan’ny antoko politika eto amintsika, araka ilay lalàna vaovao...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy azo iainana ny fofona eny amin’ny kaominina Anosiala, fokontany Fiakarana. Midonaka ny fofona ratsy avoakan’ilay toeram-piompiana iray eny an-toerana.
Rehefa midanika iny...
-
Lundi 07 janvier 2013 à 00:00:00
En 2012 l’Afrique ne parvient toujours pas à assurer sa sécurité alimentaire. Les pays du Sahel ont été confronté une grave sécheresse....