-
Mardi 08 janvier 2013 à 00:00:00
Natolotra ny fitsarana ny asabotsy teo, noho ny fangalarana volana sinoa iray, mitentina 40 tapitrisa Ar, ireto mpianakavy efa-mianaka. Ny 29 oktobra lasa teo no nitrangan’ny halatra,...
-
Mardi 08 janvier 2013 à 00:00:00
Tsatoka antsy miisa 11 no hita tamin’ny vatan’ny raim-pianakaviana hita faty tao amin’ny fokontany Antanety, Miarinarivo II, ny alarobia lasa teo. Simba tanteraka ny razana....
-
Mardi 08 janvier 2013 à 00:00:00
Saika ho isan’andro, ahenoana asan-jiolahy foana ny manodidina an’Isotry akaikin’ny lalamby iny. Ramatoa iray avy niantsena no sendra ireo jiolahy manao andiany maromaro...
-
Mardi 08 janvier 2013 à 00:00:00
Mampisavorovoro ny saim-bahoaka, indrindra ireo ray aman-dreny mampiana-janaka sy ny mpianatra ny zava-misy eo amin’ny tontolon’ny fampianarana ambaratonga voalohany.
Na ireo...
-
Mardi 08 janvier 2013 à 00:00:00
Ho diso fanantenana ny rehetra. Tsy hanao kabary na fanambarana politika, araka ny niandrasana azy, ny Filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina, mandritra ny lanonan’ny...
-
Mardi 08 janvier 2013 à 00:00:00
« Mila traikefa sy olona voasedra amin’ny lafiny maro ny olona tokony hitantana ny Oniversite », raha ny hevitry ny profesora Panja Ramanoelina, iray amin’ireo kandida...
-
Mardi 08 janvier 2013 à 00:00:00
Taona 2012, andrarezin’ny zavakanto malagasy maromaro no nodimandry. Anisan’ireny i Lydiary, Noro (Vola sy Noro), sns. Nalahelo sy nisaona ny tontolon’ny zavakanto...
-
Mardi 08 janvier 2013 à 00:00:00
Mankalaza ny taom-baovao ihany koa isika Malagasy hatramin’izay ka hatramin’izao. Isaky ny tsinambolan’ny alahamady no nanatanterahany izany. Andro fandroana no niantsoana...
-
Mardi 08 janvier 2013 à 00:00:00
« Un bosque de sangre en Madagascar », amin’ny teny espaniola, na « Une forêt de sang à Madagascar », izay azo adika ara-bakiteny hoe...
-
Mardi 08 janvier 2013 à 00:00:00
Si les détaillants ont déjà procédé depuis le début de l’année à la hausse des prix des cigarettes, ce n’est que vendredi...