-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Nisy namono ? Frantsay iray 65 taona monina atsy La Réunion no hita faty tao amin’ny trano fandraisam-bahiny iray ao Toamasina, ny alin’ny 3 janoary lasa teo.
Tsy...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Nanaitra sady nahavariana ny zava-niseho teny Ambohibao sy Imerinafovoany, omaly maraina be tokony ho tamin’ny 1 ora sy sasany.
Dimy vavy voalaza fa mpamosavy no...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Io indray ! Nanjavona tampoka ny volabe mitentina 110 tapitrisa Ar tao amin’ny Smmc na ny orinasa misahana ny fikirakirana ny entana tsy anaty kaontenera eo anivon’ny...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Fotoana hametrahana vina vaovao ny fiandohan’ny taona toy izao. Manana ny nofinofiny tiany hotanterahina ihany koa ny tanora ka mizara izany ho antsika tanora tsy tara rehetra izy ireo,...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy azon’ny fiara sy ny sarety aleha ny arabe ao Ambaniatsimo, antsoina ihany koa hoe "lalana Vasselacoss" mampitohy an’Ambavahadimangatsika sy Mahazina, hatrany...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Manodidina ny 17.000 taonina ny letisia naondran’i Madagasikara any ivelany, taom-pamokarana 2012-2013. Fatra nalefa tamin’ny sambo ireo, fa mbola nisy koa 400 taonina efa nalefa...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Hifamory miaraka amin’i Mozambika any Dar Es-Salam, any Tanzania, indray ireo ao amin’ny Komitin’ny ministera avy amin’ny rafitra ao anivon’ny Troïka ao...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Les observateurs politiques s’inquiètent de la situation qui prévaut à Madagascar à cause des tensions « voulues » par les parties prenantes...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Lors de sa rencontre d’hier avec la presse à Antsahabe, le Pr. Raymond Ranjeva a partagé ses points de vue sur l’actualité. Il est persuadé que seules...
-
Mercredi 09 janvier 2013 à 00:00:00
Nialoha kely ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona, mitohy ny ezaka ataon’ny zandarimariam-pirenena any Befotaka sy Midongy Atsimo iny. Tao anatin’ny iray volana, efa...