-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Linfo.re7 morts dans une fusillade à MadagascarLinfo.reAprès le retrait des forces de pacification, les villageois du sud de Madagascar ont tenté de se défendre seuls. Lundi 7 janvier tôt le...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Tafiditra tao anatin’ny kabary nataon’ny Filohan’ny tetezamita, omaly, nandritra ny fotoana nifampiarahabana nahatratra ny taona 2013 ny fahavitan’ny Coliseum de...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Taona 2010, nametraka fanamby ny tarika Filah fa hanohy ny kanto efa nataony hatramin’izay, rehefa niato tao anatin’ny taona maromaro. Efa nisy ny fiakarana an-tsehatra...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Tapitra omaly ny fe-potoana fanavaozan’ireo antoko politika ny fijoroany. Firy amin’ireo 343 no ho ara-dalàna? Ahina indray ny fangatahana fanemorana na fanitarana izany...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Nanamarika ity fifampiarahabana teny Iavoloha ity koa ny tsy fahatongavan’ireo mpomba ny ankolafy Ratsiraka sy Zafy Albert. Nisafidy ny nijanona tany an-tokantrano ry zareo raha ny...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy anisan’ireo nandray fitenenana, nandritra ny lanonana fiarahabana Asaramanitra teny Iavoloha, omaly, ireo ambasadaoro vahiny eto amintsika.
Raha ny fanao hita...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny teboka iray mbola tsy tanteraka ao anatin’ny fampiharana ny sori-dalana ny mahakasika ny famafan-keloka na ny amnistia. Efa eo an-dalana fanatanterahana izany ny...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Nosokafan’ny Tahirim-pirenena misahana ny fiarovana ara-tsosialy (Cnaps), nanofanana ny mpiasa ao anatiny, ny taona vaovao 2013.
Nahazo izany ny mpamily 20 avy...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Hiara-miasa maharitra ny Faritra Boeny sy any Mayotte izay mbola ao anatin’ny departemanta frantsay. Fiaraha–miasa niarahana nofaritana tamin’ny 2011 eo amin’ny roa...
-
Jeudi 10 janvier 2013 à 00:00:00
Nambaran’ny Filoha Andry Rajoelina, fa na tao anatin’ny tetezamita aza dia azo natao ny nampiakarana ho 10% ny karaman’ny mpiasam-panjakana, hatramin’izay. Isan-taona,...