-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Madagascar : interpellations pour vols d'ossements humainsClicanooDepuis quelques années, Madagascar fait face à une recrudescence inexpliquée de vols dans des sépultures, mais c'est la...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
«Ny hery tsy mahaleo ny fanahy». Ikoizana amin’ny halatra fiara sy anaty fiara. Izay no azo ilazana ity lehilahy iray monina eny amin’ny faritra...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Nisahotaka tsy nisy ohatra izany ny fianakaviana iray, monina etsy 67 ha avaratra ny alarobia antoandro lasa teo. Nisy nangalatra tsy lavitra ny tranoben’ny Fiaro teny Ampefiloha ny...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Vao nandeha ny fitoriana dia niakatra fitsarana avy hatrany taty aoriana kely. Haingam-piasa ny fitsarana vahiny, toy ny any Frantsa, ohatra.
Anisan’izany ny fitoriana...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Noraisim-potsiny ! Roa lahy antsoina hoe Ratovonantenaina David sy Ramananandro Gaston no saron’ny polisy avy ao amin’ny Boriborintany faha-6 saika hivarotra basy Kalachnikov iray...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Aiza ny manam-pahefana ? Manjaka tanteraka ary manao izay tiany hatao ny mpanao hetsika braderie ao Toamasina. Manakoako tsy ifandrenesana ny zava-maneno isarihana mpividy, tsy misy lalana...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Nanamafy ny « tsy … tsy » indray ny Vondrona Iraisam-pirenena tamin’ny fanehoan-keviny, afakomaly. Raha tarafina amin’ny hevitry ny Dr Hans-Dieter Stell,...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Hanana endrika tahaka ny inona ? Mpanakanto maro no miandrandra fiovana mankany amin’ny tsara, saingy tsy vitsy ihany koa ireo tsy dia manantena «zavatra» loatra.
Raha...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Hetsika lehibe sy hiavaka amin’ity faran’ny herinandro ity ny fandalovan’i Vieux Farka Touré, mpanakanto sangany terany malianina, eto amintsika. Hisy ny fampisehoana...
-
Vendredi 11 janvier 2013 à 00:00:00
Nodimandry tamin’ny alarobia 9 janoary 2013 teo, tamin’ny 9 ora sy sasany alina, i Gérard Rakotoasimbola. Mpitendry piano nanaraka mpanakanto maro izy.
Anisan'ireny ry...