-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Namono mpifaninana iray ny Rallye Dakar 2013. Ny zoma lasa teo, no maty ilay mpitondra motô, frantsay, Thomas Bourgin. Nifandona tamin’ny fiara be iray izy raha iny handeha...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Niditra tamin’ny andro fahasivy sy fahafolo ny fifanintsanana amin’ny hetsika “Fety de Basikety e!”, ny faran’ny herinandro teo, teny Andraisoro. Nisongadina...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Raha nampanantena amin’ny fanatanterahana ny fivoriambe ara-potoana (AGO) eo anivon’ny Komity Olympika Malagasy (Com) ny filohany, Siteny Randrianasoloniaiko, taorian’ny...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Jean Michel Ramaroson. Filohan’ny federasiona malagasin’ny basikety (Fmbb) am-perinasa. Mbola milaza ny hanohy sy vonona ny hitantana ny federasiona izy mandritra ny taom-piasana...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Mpilalao malagasy enina tamin’ireo valo no hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, atsy Kenya, ny volana marsa ho avy izao. Izy ireo no tafiditra tao anatin’ireo...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Linfo.reEchauffourées lors d'un meeting dans le sud malgacheLinfo.reDes scènes de pillage ont éclaté le week end dernier dans un marché de Tuléar, dans le sud de Madagascar quelques minutes...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Décédé à l’age de 65 ans en 1978, le célèbre poète et écrivain Dox, de son vrai nom Razakandraina Jean Verdi Salomon,...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Voalaza fa nisy manamboninahitra iray mamo teo amin’ny toeram-pisakafoana iray teny Andravoahangy, ary nila vaniny taman’olona. Tsy nisy sahy namaly ny manodidina satria...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Maro ireo olona manatona ireny mpitsabo nentim-paharazana ireny amin’izao fotoana izao. Iray amin’ireny ary manana ny mampiavaka azy Rtoa Louisette izay efa ela nitsaboana...
-
Lundi 14 janvier 2013 à 00:00:00
Tahaka ny fanao isan-taona, nankalaza ny andron’ny manamboninahitra ny teny amin’ny Primatiora, teny Mahazoarivo ny asabotsy teo. Nisy ny fiaraha-nihazakazaka vao maraina...