-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Nivadika ambony ambany ity kibota iray nitondra mpivavaka miisa 30 teo, tany Tsiroanomandidy, ny faran’ny herinandro teo. Vehivavy iray no fantatra fa maty, ary 26 naratra mafy. Voalaza...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Mirongatra izaitsizy ary tena mamely mafy ny andian-jiolahy eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Nitrangana fanafihan-jiolahy ihany koa teny Andraisoro, izay miaramila iray, miandry...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Saron’ny zandary afakomaly tany Tsaratanana tao Avarabilany ry Dadamena sy ny namany. Araka ny fanazavan’ny zandary, nisy fanafihan-dahalo miisa fito nirongo basy P.A sy Mas 36...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Nidoboka am-ponja avy hatrany ireo telo lahy tompon’antoka tamin’ny fisandohana seky tsy misy antoka nakana volabe mitentina 22 980 000 Ar tamina orinasa iray.
Araka ny...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Hosamborina ! Io no tapaka tamin’ny fivoriana fanao isan-kerinandro iraisan’ireo tompon’andraikitry ny fandriampahalemana eo amin’ny tafika, ny zandarimariam-pirenena...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Le nouveau président de l’université d’Antananarivo, le professeur Panja Ramanoelina qui vient d’être élu se dit être un homme de dialogue...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Vendredi dernier les numéros TAV ont pris fin et le ministère de l’Intérieur a donné son accord au service de l’immatriculation à Ambohidahy...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Sarona tany amin’ireto mpangalatra taolam-paty 10 mianadahy ny faty iray sy taolam-paty efa ho iray gony, tany Betafo ny faran’ny herinandro teo. Tratran’ny vela-pandriky ny...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
Nanangana ny Rsd i Fetison : Handeha irery amin’izay. Taorian’ny tao amin’ny ankolafy Ravalomanana sy ny Psd, nisafidy ny hanangana antoko manokana, Roso ho an’ny...
-
Mardi 15 janvier 2013 à 00:00:00
« Sao dia tsy fantatry ny fanjakana ary ny maha zava-dehibe ny asa izay sahanin’ny ADER eo amin’ny sehatry ny fampandrosoana, ka izany no antony tsy hanendren’izy...