-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny olomangan’ny Oniversiten’i Toliara Ingahy Lupo Pietrot raha ny sehatry ny fikarohana sy fampianarana ambony no resahina. “Maro ny vokam-pikarohana vitany ka...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Taorian’ny fangatahan’ny mpianatry ny Oniversite ao Barikadimy, Toamasina, momba ny vatsim-pianarana, nanambara ny Filohan’ny tetezamita fa hiezaka ny hanefa ny vola dimy...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Notokanana tamin’ny fomba ofisialy, omaly tetsy Ambohidahy, ny sampandraharaha vaovaon’ny tahirim-bolam-panjakana, hoan’ny mpiasan’ny minisiteran’ny fahasalamana...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny fikambanana tantsaha mioitra amin’ny herin’ny tenany ny Tantsaha Fitaratra Tahafina (Tafita). Nambaran’ny filohany, Rtoa Raharimalala Jeanine, fa sahirana...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Miditra amin’ny fandaminana sy fitantanana ny toerana fiantsonana etsy amin’ny Araben’ny Fahaleovantena Analakely ny kaominina Antananarivo Renivohitra...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Nanambara ny Banky foibe alemaina, ao anatin’izao fankalazana ny faha-50 taona ny fifanarahana eo amin’ny Frantsay sy Alemaina izao, fa hampody ireo volamenany 370 t tsara toerana...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Anisan’ny fiovana nataon’ny fikambanana misehatra amin’ny tontolo iainana, Tany Meva, ny fampiharana ny Drafi-panajariana ny fitantanana ny harena voajanahary sy ny faritra...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Ny fitaterana an-tanety izay efa tena manahirana manerana ny Nosy, indrindra ny any ambanivohitra, olana iray lehibe hafa sakana ho an’ny fampandrosoana ny toekarena koa ny...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Tsy hisy famatsiam-bola avy amin’ny Vondrona iraisam-pirenena hanatanterahana ny fifidianana, raha mbola misy ny kajikajy politika toy ny fikitihana ny tetiandrom-pifidianana efa...
-
Mardi 22 janvier 2013 à 00:00:00
Manoloana ny tsy haha kandidà an-dRavalomanana sy Rajoelina amin’ny fifidianana Filoham-pirenena, ahina ho ambany be ny taham-pahavitrihan’ny mpifidy. Mety hiteraka...