-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Des indiscrétions ont permis de savoir qu’ Andry Rajoelina pourrait faire le déplacement demain dans la capitale tanzanienne.
Sauf changement de dernière minute, le président de la...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
# - Anosy. Mpandrafitra handeha hody voaendaka. Tamin’ny asabotsy lasa teo teny Anosy, mpandrafitra iray handeha hody no sendra mpanendaka efadahy. Avy hatrany dia voaambana basy...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Nilamindamin-dratsy ny fetin’ny Noely tany Toamasina. 137 ireo olona nanao fizahana tany amin’ny hôpitaly ka ny 81 tamin’ireo dia notazonina nanaraka fitsaboana. Tamin'ny...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Mitokona ireo mpiasan’ny lalamby mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara ankehitriny mitaky ny handoavana faran’izay haingana ny karaman’izy ireo tsy voaloa nandritra ny valo...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Niaina sy nanao fety tanteraka tao anatin’ny haizina vokatry ny fahatapahan-jiro lava indray ny mponin’i Toliara ny andron’ny Noely. Mampiteny ny moana mihitsy ity delestazy ity...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Manoloana ny resaka be sy tsaho aelin’ny mpanao politika sasany zanak’iny faritra iny amina haino aman-jery sy gazety dia nitondra fanazavana momba ny fitrandrahana...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Azo lazaina fa nilamina ihany ny fankalazana ny fetin’ny Noely raha teto amin’ny renivohitr’i Vakinankaratra. Araka ny tatitra avy amin’ny Kaomiseran’ny polisy...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
La mise sous mandat de dépôt du pasteur de l’église Fjkm Malaza Gileada à Andoharanofotsy continue de faire des vagues à l’endroit de ses fidèles. Hier, une pétition a circulé et...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Nosamborina izy ary nogadraina. Mpianatra kely, vao 12 taona monja, no bevohokany. Tambatambazany vola dia tsy mety nitantara tamin’ny manodidina. Nihalehibe ary tsy takona afenina intsony...
-
Jeudi 27 décembre 2012 à 00:00:00
Tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo no nahitan’ny olona fatim-behivavy iray teny Anosizato. Ity namoy ny ainy ity dia ireny olona matory anaty trano « sachet »...