-
Mardi 05 février 2013 à 00:00:00
Madagascar: élection reportée au 24 juilletEurope1Le premier tour de l'élection présidentielle à Madagascar est reporté du 8 mai au 24 juillet en raison "des difficultés opérationnelles...
-
Mardi 05 février 2013 à 00:00:00
Matiantoka izay an’ny fanjakana mpamokatra herinaratra
Tsy nisy nahomby ny politika fanampian’ny fanjakana ny sehatra famokarana angovo taty Afrika, araka ny tatitra...
-
Mardi 05 février 2013 à 00:00:00
Na ahoana na ahoana, tsy maintsy miainga any amin’ny politika fanatsarana ny fambolena ankapobeny sy ny famokarana angovo ny fanarenana haingana ny toekarem-pirenena.
Tsy tambo...
-
Mardi 05 février 2013 à 00:00:00
Mitohy ny fanohanana eo amin’ny lafiny sosialy ataon’ny Tetikasa Ambatovy. Natolotra ao amin’ny tobim-pahasalamana Moramanga, ny 9 janoary teo, ny fandriana ho an’ny...
-
Mardi 05 février 2013 à 00:00:00
Anisan’ny manamarika ny volana febroary ny fisian’ny andro iray hankalazana maneran-tany ny tenin-dreny. Amin’ity taona ity, «Ny tenin-dreny sy ny boky» no...
-
Mardi 05 février 2013 à 00:00:00
Anisan’ireo rantsana mbola miezaka hatrany maneho ny fisiany ny Fikambanan’ny Mpanao Teatra Malagasy (Fmtm), any Toamasina. Araka ny vaovao nampitain’ny...
-
Mardi 05 février 2013 à 00:00:00
Ny 2 febroary ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Faritra mando. Anio kosa no hankalazaina ny eto amintsika. Miisa sivy ireo nosokajina ho Faritra mando eto Madagasikara, araka ny...
-
Mardi 05 février 2013 à 00:00:00
Nisy atrikasa, natomboka omaly hatramin’ny 8 febroary, ao amin’ny Motel Anosy momba ny fizahana izay tokony hisian’ny fampiasam-bola ho an’ny tanora hananan’ izy...
-
Mardi 05 février 2013 à 00:00:00
Mpianatra 300 mahery avy amin’ny sekoly Ceg sy Lycée, eny amin’ny kaominina Ambohidratrimo, no nentanina sy nobeazina mikasika ny tontolo iainana, ny alarobia 30 janoary...
-
Mardi 05 février 2013 à 00:00:00
Efa loza mihatra mihitsy ny mahazo ny tantely eto amintsika, ankehitriny. Ringana ny tantely noho ny aretina « varoazy », izay tsy mbola ahitam-panafana, hatramin’izao....