-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Ramatoa iray 54 taona no maty nianjeran’ny trano omaly hariva tamin’ny 7 ora teny Ambohitrimanjaka. Telo mianaka izy ireo no tao an-trano, raha ny filazan’ny mponina teny...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Raim-pianakaviana iray 47 taona no maty voatsatoka antsy teo amin’ny fony, afakomaly hariva tamin’ny 7 ora sy 30 mn teny Antohomadinika. Tafalentika lalina teo amin’ny fony...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Nomen’ny fitsarana fahafahana vonjimaika ireo miaramila zazavao dimy lahy miasa amina toby miaramila iray eto an-drenivohitra voarohirohy ho nanary balana Kalachnikov miisa telo....
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Nidina tany amin’ny Faritra Bongolava, afakomaly ny Kolonely Rakotomahanina Florens, Kaomandin’ny fari-piadidian’ny zandarimariam-pirenena eto amin’ny Faritra...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
"Efa taona maro izao ny fitsarana no niezaka hatrany mba hahamendrika azy tamin’ny iatrehany fisetrany ny zava-tsarotra maro samihafa. Nefa taona vitsivitsy izao, tsapa vao mainka...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Na teo aza ny fahasarotana sy ny tsy fahampiam-pitaovana, nihoatra ny vina ny fanisana mpifidy vita. Tafakatra 8.378.755 ireo voaisa hatramin’ny andron’ny 11 febroary, izany hoe, 81,...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
A peine une semaine après sa naissance, le dernier né des partis politiques malgaches, le «Manajary Vahaoaka» tente déjà d’effectuer ses premiers...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Dans cette interview exclusive, l’ancien sénateur Kolo Roland a livré ses points de vue sur la conjoncture actuelle. « Il faut peser le pour et le contre des choses...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Tsy ampy ny fivondronan’ny mpanohitra. Mitondra anaran’ankolafy avokoa ny maro, izay milanja anarana tsangan’olona. Mba hiatrehana ireo ambaratongam-pifidianana rehetra,...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Valin-kafatra ho an’ny mpitondra. « Zava-dehibe ny fanajana ny tetiandrom-pifidianana efa nofaritan’ny Cenit. Tahaka izany koa, ny fanajana sy ny fampiharana ny sori-dalana...