-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Nosantarina tamin’ny fitetezana an-dakankely ny reniranon’Ikopa ny tsidi-bohitra, fanaon’ny Ofisim-paritry ny fizahantany eto Analamanga (Ortana) mandritra ny taona, ho...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Niaina toy ireo mpijery tonga marobe, tatsy Afrika Atsimo, koa ireo Malagasy mianadahy, Jean Pierre Raunald sy Razafiarisoa Samsara Jodiah, nanatrika ny lalao famaranana, tamin’ny...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Fanaparam-pahefana sy tsy rafesi-mandidy. Izay no azo amehezana ny hitondran’ny federasiona malagasin’ny atletisma ny fifidianana, amin’ny asabotsy ho avy izao. Etsy...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Vokatry ny fanadihadiana nataon’ny Aide et Action, betsaka ny ankizy miditra aloha loatra eo amin’ny sehatry ny asa, any amin’ny distrikan’i Sakaraha. Ankizy sy tanora...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
«Dia am-pahamendrehana», io no nanehoan’ireo fikambanana mpitaiza ankizy sy tanora, manana fahasembanana, ny firaisankinany, omaly. Mari-pankalazany ny andron’ny...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Nampahafantarina, omaly, ny mari-pamantarana vaovao ho an’ireo resy lahatra amin’ ny ady amin’ny fidorohana zava-mahadomelina izay sahanin’ny sampana...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Ilaina ny fanaraha-maso ny fitomboan’ny zaza vao teraka ka hatramin’ny fahadimy taonany, mba hahafahana mamantatra raha mizotra ara-dalàna izany na tsia, sy hisorohona...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Nanambara ny firotsahany ho kandidà, amin’ny fifidianana izay ho filoha hitantana ny Federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe, indray ny filoha am-perinasa, Gérard...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
-Des militaires déférés au parquet. Cinq jeunes recrues (en période de durée légale) ont été déférées hier au...
-
Vendredi 15 février 2013 à 00:00:00
Pour causes d’entretiens, le stade d’Alarobia sera fermé durant un mois
La direction de la Jeunesse, des Sports et des loisirs (DJSL) entame l’entretien des stades...