-
Mardi 26 février 2013 à 00:00:00
Zana-kazo telo karazana toy ny akasia, kininina, kesika miisa 2000 fototra no voavolin'ny Faritra Atsinanana, tao anatin'ny velaran-tany 2.000 ha. Tany amin’ny fokontany Ampariambo,...
-
Mardi 26 février 2013 à 00:00:00
Fararanon-danonana ny tao Miarinarivo, ny zoma teo. Nahazo efitrano fianarana vaovao ny Lycée sy ny Ceg ao Miarinarivo. Ny minisitry ny fampianarana, Manoro Régis, sy ireo...
-
Mardi 26 février 2013 à 00:00:00
Anisan’ny valan-javaboahary ahitana harena an-dranomasina mampiavaka an’i Madagasikara ao amin’ny Nosy Hara, Faritra Diana. Anisan’izany ireo karazana...
-
Mardi 26 février 2013 à 00:00:00
Fikambanana tsy miankina (Ong) misehatra amin’ny fiarovana ny tontolo iainana ny Micet. Fikambanana foibeny ny Icte miorina any New York Etazonia.
Tena iompanan’ny asa...
-
Mardi 26 février 2013 à 00:00:00
Sambava sy Antalaha, anisan’ireo tanàn-dehibe manana tanjaka ara-toekarena eto Madagasikara. Nidina tany an-toerana, nihaona nivantana amin’ireo mpandraharaha sy nijery...
-
Mardi 26 février 2013 à 00:00:00
Tondra-drano, haitany, valala. Loza mihatra amin’i Madagasikara avokoa ireo, ankehitriny, ary samy ao anatin’ny fotoana iray. Araka ireo, ahina mafy ny tsy fahampian-tsakafo, ny...
-
Mardi 26 février 2013 à 00:00:00
Nilaza ny heviny Atoa Jaona Randriarimalala, mpandraharaha, mpitantana ny varotra finday « tecno ». Nanazava izy fa mihamihemotra ny toekarena eto amintsika vokatry ny krizy, ary...
-
Mardi 26 février 2013 à 00:00:00
Efa voafaritra mialoha. Ankoatra ny Filoha Rajoelina sy ny ambasadaoro, ny Jly Camille Vital, efa tany atsimon’ny Nosy, hihazo any an-toerana koa, anio, ny Praiminisitra Beriziky raha...
-
Mardi 26 février 2013 à 00:00:00
Haneho firaisankina amin’ny any atsimo noho ny takaitra navelan’ny rivodoza Haruna ny “Vitatsika io”. “Miondrika manoloana ireo namoy ny ainy, mankahery ny...
-
Mardi 26 février 2013 à 00:00:00
Taorian’ny diabe fanohanana teny Mahazoarivo, ho eny amin’ny biraom-pifandraisan’ny Sadc ny eo anivon’ny Pro Ravalomanana, elatra iray miara-dia amin’ny ankolafy...