-
Mercredi 27 février 2013 à 00:00:00
Mba hisian’ny asa fampandrosona takin'ny filan'ny tanora, any amin’ny faritr’i Mananjary iny, indrindra eo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena, nidina nijery ifotony...
-
Mercredi 27 février 2013 à 00:00:00
Noho ny tsy mbola filaminan’ny raharaha eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny ady totohondry, tsy nasain’ny mpikarakara ilay fifaninanana iraisan’ny Nosy...
-
Mercredi 27 février 2013 à 00:00:00
Feno 10 taona izay ny nampianaran’ny Fimampi (Fikambanan’ny Malagasy Mpikabary), kabary maimaimpoana. Mitohy hatrany io fomba izarana ny fahaizana sy fahalalana ho an’ireo...
-
Mercredi 27 février 2013 à 00:00:00
Hiditra amin’ny andiany faharoa ary misokatra ho an’ny mpanakanto malagasy, amin’ny lafiny rehetra ny fisoratana anarana ahafahana mifaninana ka ahazoana mandray anjara...
-
Mercredi 27 février 2013 à 00:00:00
La bancarisation est encore très faible à Madagascar car le nombre de personnes titulaires de compte en banque ne représente que seulement 3 % de la population malgache,...
-
Mercredi 27 février 2013 à 00:00:00
Comme chaque année, la commune urbaine d’Antananarivo procède à une campagne de recouvrement des taxes sur les publicités. En effet, pour les...
-
Mercredi 27 février 2013 à 00:00:00
Nitranga ny nampoizina. Hirodorodo any atsimon’ny Nosy avokoa, manomboka izao ireo mpanao politika, indrindra fa ireo ho kandidà amin’ny fifidianana...
-
Mercredi 27 février 2013 à 00:00:00
Valin-kafatra. «Na tara aza, tsara ho fantatry ny rehetra fa zava-dehibe ny ain’ny reny izany. Miandry ny fotoana haingana hanatanterahana izany izahay», hoy ny Me Hanitra...
-
Mercredi 27 février 2013 à 00:00:00
Ho tanteraka ihany ve ny fifidianana? Mbola misy ny misalasala, manahy korontana... Aiza ny Malagasy? "Ny fianakaviana iraisam-pirenena no manjaka eto", hoy ny antoko Mavana.
...
-
Mercredi 27 février 2013 à 00:00:00
Hiova ny tontolon’ny tanora ao amin’ny distrikan’i Mananjary, faritra Vatovavy-Fitovinany, manomboka izao, araky ny vina napetraky ny mpitarika ny antoko TGV ao an-toerana,...