-
Samedi 02 mars 2013 à 00:00:00
PressafrikMadagascar: Marc Ravalomanana absent de la liste des amnistiésPressafrikA Madagascar, une première liste d'amnistiés a été publiée par la Cour constitutionnelle. Seize personnes,...
-
Samedi 02 mars 2013 à 00:00:00
“Excellence, Professionnalisme et Dépassement de soi”. Io no teny filamatry ny sekoly ambony Euroi na Espace Universitaire Régional de l’Océan Indien,...
-
Samedi 02 mars 2013 à 00:00:00
Nanao atrikasa momba ny fanasana tanana amin’ny savony sy fampirisihana amin’ny fisotroana rano madio ny Water Aid Madagascar, niaraka tamin’ny Cite Ran’Eau Antsirabe,...
-
Samedi 02 mars 2013 à 00:00:00
Anisan’ny tompon’andraiki-panjakana tonga voalohany ary nanatri-maso ny fahavoazan’ny Malagasy any atsimo ny minisitry ny fampiroboroboana ny asa tanana, Elisa...
-
Samedi 02 mars 2013 à 00:00:00
Nifarana omaly ny andro maneran-tany ho an’ny fiaraha-mivavaka izay karakarain’ny fikambanana Women’s world day of prayer ahitana ireo vehivavy kristianina...
-
Samedi 02 mars 2013 à 00:00:00
Ny 6 sy 7 marsa izao etsy Anosy no hanatanterahana ny andiany fahefatra amin’ ilay «Salon des études internationales». Maherin’ny 100 ireo lalam-piofanana ho...
-
Samedi 02 mars 2013 à 00:00:00
Mahatsiaro ho manana adidy amin’ny fanampiana ireo traboina noho ny fandalovan’ny rivodoza Haruna farany teo tany amin’ny Faritra Atsimo Andrefana ny mpianatra eny...
-
Samedi 02 mars 2013 à 00:00:00
Nanokana vola 585 tapitrisa Ar (200.000 Euros) ny Vaomiera eoropeanina hamonjena ireo traboina vokatry ny rivodoza Haruna farany teo. Marihina fa nahatratra 10.000 ny tsy manan-kialofana...
-
Samedi 02 mars 2013 à 00:00:00
Samy hafa ! Nambaran-dRtoa Daniella Randriafeno, minisitry ny harena an-kibon’ny tany, fa tsy misy ifandraisany velively ny fanamboaran’ny orinasa sinoa Mainland ny lalam-pirenena...
-
Samedi 02 mars 2013 à 00:00:00
« Ty rariny intsony ka tonga ny fotoana hihetsehanay. Tena miezaka ny hamotika anay ny mpifaninana fa tsy mifaninana ara-dalana ». Io no nambaran’i Richard Wooding, lefitry...