-
Lundi 04 mars 2013 à 00:00:00
Efa naomaka ny fandaharam-potoany, ho an’ny taom-pilalaovana, ny Federasiona malagasin’ny atletisma. Efa nanomboka ny fifaninanana ihany koa, ny asabotsy lasa teo, teny...
-
Lundi 04 mars 2013 à 00:00:00
Tsara ny vokatra eo amin’ny taranja judo. Raha nahazo medaly volamena tamin’ny Ticad (Tournoi International Cadets) i Madagasikara tamin’ny alalan’i Lita...
-
Lundi 04 mars 2013 à 00:00:00
« Vive l’Avenir ». Fifaninanana eo amin’ny taranja lomano karakarain’ny Natation Club Saint-Michel isan-taona. Niditra tamin’ny andiany fahatelo, ny...
-
Lundi 04 mars 2013 à 00:00:00
Mandroso hatrany ny lalan’ny Jeunes Mada, taranja baolina kitra. Noho ny zava-bitany, handeha hiatrika fihaonana iraisam-pirenena roa any Frantsa indray izy ireo, amin’ny volana...
-
Lundi 04 mars 2013 à 00:00:00
Tafita ny Tco Boeny, eo amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika (Caf) tamin’ny lalao niverina natao tany Soazilandy, ny asabotsy teo, nanoloana ny H. Bambane. Tsy ampy...
-
Lundi 04 mars 2013 à 00:00:00
Nanatanteraka fanomezana ho an’ireo traboina any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy ry zareo avy amin’ny fivondronamben’ny mpitatitra tsy anavahana anarana manerana...
-
Lundi 04 mars 2013 à 00:00:00
Natao ho sekoly filamatra ny Ceg vaovao manoloana ny sampandraharahan'ny fananan-tany ary ao an-damosin'ny Lapan'ny Faritra Atsinanana, firaisana Ambodimanga. Efa nanomboka nandray mpianatra...
-
Lundi 04 mars 2013 à 00:00:00
Toute ressemblance avec des personnages ou des faits existants ou ayant existé ne peut être que fortuite et le fruit du hasard.
-
Lundi 04 mars 2013 à 00:00:00
Nahoraka teny anivon’ny mpitandro filaminana, tafapaka tety amin’ny mpanao gazety fa tafavoaka sahady i Djaffar, ilay mpanao Kidnapping malaza. Mitsipaka izany kosa ny...
-
Lundi 04 mars 2013 à 00:00:00
Nanohina ny fon’ireo frantsay, indrindra ny fampahalalam-baovao any ivelany, ny mahakasika ny famonoana an’ny Sœur Emmanuel, tao Mandritsara ny zoma nifoha ny asabotsy lasa...