-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Efa avy nanolotra ireo mpamoron-kira ao aminy ny tarika Mahaleo. Tonga kosa izao ny anjaran’i Fafah, ilay “feo miavaka” ao amin’ny tarika. Hanome voninahitra azy ireo...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Tanterahina, amin’izao fotoana izao ary tsy hifarana raha tsy ny 13 marsa, ny andiany fahatelo amin’ny «Arts pour danseurs», hetsika iray ihaonan’ireo mpanao...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Hijery, na ny marimarina kokoa, hitily ireo mpanakanto malagasy azo ahodina eo amin’ny tsenan’ny mozika iraisam-pirenena no nahatongavan’ireo vahiny vitsivitsy, tazana tetsy...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Toy ny isan-taona, hiditra amin’ny dingana manaraka indray ny «Ndao lomano», izay karakarain’ny klioba Les Nageurs du Val. Ny alahady 17 marsa ho avy izao, etsy...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
“Fety de Basikety e!”. Hetsika karakarain’ny klioba Andraisoro Tia Basket-Ball na At2b sady hoentin’izy ireo hankalazana ny fahadimy taona nijoroany.
Nanomboka ny...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Nipoitra tampoka tamin’ny fanginany ny eo anivon’ny taekwondo Itf. Nanatanteraka fambolen-kazo, teny Ambatomirahavavy, ny federasion’ity taranja ity izay notronin’ireo...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Tsy mbola voavaha fa vao mainka mihamaizina ny mikasika ny tsy mbola nandoavana ny tambin-karaman’ireo teknisianina, nikarakara ny atleta malagasy, nandritra ny fiadiana ny ho...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Sadc : Une réunion du conseil des ministres de la Communauté de développement de l'Afrique australe(Sadc) se déroule depuis hier et se terminera aujourd’hui...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Nanao hetsika manokana ny vehivavy mpikambana ao amin’ny Otiv, tambajotra Antananarivo, omaly, noho ny Andron’ny vehivavy 8 marsa. Nanamarihana izany ny diabe notontosaina tetsy...
-
Samedi 09 mars 2013 à 00:00:00
Namoaka teratany Malagasy niofana manokana ny lafiny tena teknika indray ny Tetikasa Ambatovy. Nahatratra 19 izy ireo, nivoaka tamin’ ny fomba ofisialy ny 27 febroary teo tao...