-
Mardi 12 mars 2013 à 00:00:00
Ny fiadiana ny ho tompondakan'i Afrika, ho an'ny sokajy zandriny “Cadet”, no hanombohan'ny Federasiona malagasin'ny tenisy ny taom-pilalaovana 2013. Ankizy 7 mianadahy no hiaro ny...
-
Mardi 12 mars 2013 à 00:00:00
« Adidin’ny Tahirim-bolam-panjakana ny mijery ifotony ireo orinasa ananan’ny fanjakana petra-bola rehetra, izay no antony fidinana ifotony hijerenay ireny orinasa ireny, ao...
-
Mardi 12 mars 2013 à 00:00:00
4.776 ha ny fitambaran’ny velaran-tany rehetra misy voly voanio, mizara faritra efatra. 3.482 ha, ahitana fototra efa antitra, mihena ny voamboanio azo avy amin’ireo ; 285 ha, misy...
-
Mardi 12 mars 2013 à 00:00:00
Araka ny tantara, ny taona 1968 no nifantohana tamin’ny fihariana fambolena voanio tany Sambava ary ny taona 1979, najoro ny orinasa Soavoanio. Ny taona 1985, natomboka ny fanodinana...
-
Mardi 12 mars 2013 à 00:00:00
Noho ny asa vitany nandritra ny taona maro, ary koa noho ny fahamendrehany, mpiasa 92 ao amin’ny Office Malgache des Tabacs (Ofmata) no notolorana mariboninahitra sy medaly, teny Sahamadio...
-
Mardi 12 mars 2013 à 00:00:00
Banky iray vao haingana ihany eto Madagasikara, ary mbola eto Antananarivo no misy ny Bicm (Banque industrielle et commerciale de Madagascar). Ny taona 2003 no nisiany voalohany, ka Compagnie...
-
Mardi 12 mars 2013 à 00:00:00
Hatramin’izao, mbola miteraka resabe eo amin’ny tontolo politika ny amin’ny fanomezana famotsoran-keloka ny mpanao politika. "Zava-doza ho an’ny firenena", hoy ny...
-
Mardi 12 mars 2013 à 00:00:00
Betsaka ireo orinasam-panjakana mitsipozipozy na maty tanteraka ankehitriny. Fitondrana nandritra ny Repoblika faharoa no fositra nanapotika ireny fananam-bahoaka ireny. Hatramin’izao ny...
-
Mardi 12 mars 2013 à 00:00:00
Raim-pianakaviana iray no maty voatifitra. Io no vokatry ny fanafihan-jiolahy miisa dimy nitondra basy P.A, ny alahady maraina tamin'ny 2 ora teny Ambohimarina, fokontany Fenoarivo. Nanapoaka basy...
-
Mardi 12 mars 2013 à 00:00:00
Ifandrombahana ny vary mora ao Toliara. Tsy manana olana ara-bary, araka izany, ireo traboina maherin'ny 4 alina satria nandraisana fepetra manokana mihitsy ny fitsinjarana izany any...