-
Vendredi 15 mars 2013 à 00:00:00
Tsara fanombohana ny mpilalao malagasy teo amin’ny lalao fanafanan-tena, eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, sokajy zandriny «Cadet», tanterahina any...
-
Vendredi 15 mars 2013 à 00:00:00
Maro amin’ireo federasiona efa nahavita fifidianana no mitaky ny fanatanterahana ny fivoriambe ara-potoana fanaovana tatitra eo anivon’ny Komity olympika malagasy. Mitaky fanovana...
-
Vendredi 15 mars 2013 à 00:00:00
Tsy hanolotra. «Hanohana kandidà manana fandaharanasa sy fotokevitra mitovy aminy ny Madagasikarantsika, amin’ny fifidianana Filoham-pirenena. Na izany aza, hanolotra...
-
Vendredi 15 mars 2013 à 00:00:00
Tokony ho fitaovana hampitony ny rahampitso, araka ny sori-dalana, ny lalàna lah. 2011-012, mifehy ny antoko politika. Mihodinkodina tsy mamoaka didim-panjakana fampiharana izany sy...
-
Vendredi 15 mars 2013 à 00:00:00
Mametraka fitondram-panjakana miaro ny tombontsoam-bahoaka, mamerina ny fiandrianam-pirenena sy ny soatoavina malagasy...
Izay no handraisan’ny Firaisankinan’ny...
-
Vendredi 15 mars 2013 à 00:00:00
Nanasonia ny anjara birikiny 1.100.000 dolara ho amin’ny fikarakarana fifidianana ao amin’ny «basket found», omaly, ny japoney. Mbola nanao antso avo ho an’ny...
-
Vendredi 15 mars 2013 à 00:00:00
Lehilahy iray mpanao lakile no voasambotry ny mpitandro filaminana tany Toamasina, afakomaly. Voalazan’ny fanadihadiana fa isan’ireo tompon’antoka tamin’ny fandrobana...
-
Vendredi 15 mars 2013 à 00:00:00
«Tsy misy ny lalàna hifehezana ny fanjakana, aorian’ny fifidianana Filoham-pirenena, satria tsy eken’ny rehetra ny Lalampanorenana nofidina tamin’ny novambra...
-
Vendredi 15 mars 2013 à 00:00:00
Olona 31 no mbola tsy hita popoka. Fito avotra soa aman-tsara, razana roa hita. Io no vokatry ny faharendrehan’ny lakana iray nitondra mpiantsena omaly tolakandro tamin’ny 3 ora...
-
Vendredi 15 mars 2013 à 00:00:00
Tsotra sy akaiky ny mahantra. Nambaran’ireo olona akaiky an’i Jorge Mario Bergoglio na ny Papa François 1er, fa manana fotokevitra hiadiana amin’ny fahantrana ity...