-
Jeudi 21 mars 2013 à 00:00:00
Teo an-tsenan’Anjanadoria Ambohidratrimo ity miaramila iray, lehibena paositra (Cp), no nitabataba nihantsy ny zandary, ary nanapoaka Kalachnikov intelo, ny alatsinainy teo.
Nahita...
-
Jeudi 21 mars 2013 à 00:00:00
Voarebirebin’ny olona efatra mianadahy, milaza ho mampitombo vola, ny fianakaviana iray, monina any Ambohimena Antsirabe, ny hendrinandro lasa teo, araka ny vaovao avy amin’ny...
-
Jeudi 21 mars 2013 à 00:00:00
Efa any am-ponja avokoa ireo srilankey mpanao vato tsy ara-dalàna tao Didy. Tsy manaiky ny mety ho tsindritsindry hamoahana azy ireo ny zanaky ny Faritra.
Etsy...
-
Jeudi 21 mars 2013 à 00:00:00
Tsy vao izao ! ? Na inona na inona fanazavana na «fiarovan-tenan’ny» tompon’andraikitra na ny sampandraharaha voakasika rehetra, misy ny sehatra tsy voafehy...
-
Jeudi 21 mars 2013 à 00:00:00
Nanomboka, omaly, indray ny taom-piofanana momba ny fahaiza-mitantana ho an’ireo tanora 25 mianadahy voafantina tanatin’ireo 250 nandefa fangatahana. Tafiditra ao...
-
Jeudi 21 mars 2013 à 00:00:00
Misedra olana ny Institut National de promotion formation (Inpf) eny Ivato. Mandrahona ny hitokona indray ireo mpiasa ao amin’ity ivotoeram-piofanana ity. Nolazain’ny...
-
Jeudi 21 mars 2013 à 00:00:00
Lasa any Sina ny Filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina. Rahampitso no hihaona mivantana amin’ny solontenan’ny mpianatra ny tenany ka ao Macao no hanatanterahana...
-
Jeudi 21 mars 2013 à 00:00:00
Madagascar : Introduction du vaccin contre la diarrhée en 2014Afriquinfos.comUne régression du taux de la morbidité due à cette maladie des mains sales qui constitue l'une des premières...
-
Jeudi 21 mars 2013 à 00:00:00
Madagascar : Un projet de loi sur les transactions électroniques en ...Afriquinfos.comEn parallèle avec les actions déjà entreprises en ce qui concerne la promotion des transactions...
-
Jeudi 21 mars 2013 à 00:00:00
Olona 15 no nosamborin’ny mpitandro filaminana ka vehivavy ny roa, tany Taolagnaro ny zoma lasa teo, izay nikasa hanao fihetsiketsehana teo anoloan’ny fonja, mba hamoaka ireo...